-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Olona 300 isan’andro, farafahakeliny, no nokarakarain’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) tany amin’ny faritra Boeny.
Tamin’ny...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina, omaly, teto Antananarivo ny famaranana ny Fandaharanasa ady amin’ny fikaohan’ny riaka (PLAE).
Ny fanjakana alemà tamin’ny alalan’ny...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Miseho lany ny fipasahan’ny vondron’antoko. Tratra koa ireo mpomba ny filohan’ny Tetezamita.
Taorian’ny nirotsahany mivantana ka nahavoakapoka ny...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Hiasa avy hatrany. “Hamondrona ireo mitovy hevitra aminay, olon-tsotra sy fikambanana ho tsy fanekena ny baikon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena izahay, manomboka izao.
Io...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo kandidà tsara toerana mety hotohanan’ny filoha teo aloha Ravalomanana ny kandidà Radavidson Andriamparany. Efa minisitra tamin’ny fitondrana...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Afa-po tanteraka. Izay no fanambarana nataon’ny mpitondra tenin’ny Vondrona eoropeanina, Catherine Ashton, omaly, mikasika ny dingana vita eto Madagasikara.
Narahabainy...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Notsipahin’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES) ny fangatahan’ny ankolafy Ravalomanana hanolotra kandidà vaovao.
Hiditra amin’ny paikady...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
« Nanohina tombontsoa manokana, angamba, ny fanentanana nataoko tsy hampanaiky lembenana ny mpanjifa. Andramana horohoroana aho, amin'izao fotoana izao, mba hampihemotra ahy...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
L’Ambassade des Etats-Unis a hébergé hier la cérémonie de remise de certificat de l’English Teaching Program (ETP) à l’intention de 128...
-
Jeudi 29 aout 2013 à 00:00:00
Nikorontana, noho ny fomba fiasan'ny koperativa mpitatitra amin'ny zotra Ivato-Antananarivo, indray ny mpandeha teo amin'ny fiantsonan'ny Vatobe-67 ha sy ny tao Vassacos, omaly...