-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
Namoy zoky sady raiamandreny ny Fianakaviambe lasalianina noho ny fodiamandrin’ny frera Rabakoson Jean Népomucène, fantatry ny maro amin’ny hoe frera Alban, teo...
-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
Niakatra ho 500 Ar, nanomboka ny 19 aogositra teo, ny saran-dalana takin’ny taxi-be mampitohy an’i Vassacos sy Ivato. 400 Ar kosa ny tapa-dalana, Talatamaty raha miainga avy eo...
-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
Hiatrika ny zaikabe nasionaly faha-26 ny fikambanana Jeune chambre international Madagasikara (JCI) ny 26-28 septambra. Handray an-tanana ny fikarakarana ny JCI...
-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
Na eo aza ny tranomaizina, tsy hifarana ao akory ny fiainana ary mbola hiposaka sy hibaliaka ny masoandro.
Izay, raha fehezina, ny toe-tsaina nanosika ny tanora voafonja roa lahy...
-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
Nanomboka omaly ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, amin’ny taranja tsipy kanetibe, sokajy “Junior”. Fifaninanana izay hatao any Montauban, Frantsa. Firenena 32...
-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
Tontosa, omaly, ireo lalao ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy “vétérans” sy U14 lahy sy vavy....
-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
Hitana ny sain’ny mpitia fanatanjahantena, indrindra ny baolina lavalava, ny lalao fiadian-toerana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2013), sokajy 1A...
-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
“Iray ihany ny tarika Tsiakoraka, izay nanatontosa ny seho goavana tetsy amin’ny CCEsca ny alahady teo”. Io no fanambarana nataon’ny solontenan’ny tarika, izay...
-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
Tsy an-kiato ireo hetsika ara-kolontsaina sy ara-javakanto samihafa, mandritra ity fotoam-pialan-tsasatra ity. « Festivals » telo be izao no hotontosaina, eto an-drenivohitra, ny...
-
Samedi 31 aout 2013 à 00:00:00
La majorité des grandes infrastructures hydroagricoles de la Grande île date de l’époque coloniale. Leur vétusté et les aléas climatiques plus...