-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
“Ny mahay lamba, hono, mitafy rafia”, hoy ny Betsimisaraka. Fanomezan-danja ny zavamaniry ankoatra ny fanaovana fanafody ny fanodinana azy ireny ho fitafiana.
Marihina mantsy...
-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
Sehatra iray malalaka ho an’ny fampiasam-bola ny famokarana sy ny fanodinam-bokatra azo avy aminy. Na hita aza fa maro ny orinasa madinika, saika mbola amin’ny faritra...
-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
Tany amin’ny faritra Betsiboka ny birao mitety vohitra ao amin’ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps), ny 21 hatramin’ny 30 aogositra...
-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
Nisy koa fepetra hafa, ankoatra ny hivarotana ireo tahiry ireo, araka ny fitakian’ny AVG. Toy ny fampiharana, didy hitsivolana 2011-001, manafay ireo mpanao trafika...
-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
Nivory, ny herinandro teo, ny rafitra samihafa voakasiky ny andramena, toy ny filohan’ny Tetezamita, ny praiminisitra, ny minisitry ny Fitsarana, ny Foloalindahy, ny mpandrindra ny AVG,...
-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
Nampita hafatra ho an’ny any Antsirabe koa. “Nisy nikasa ny hampihaona amiko amin’i Chissano, saingy tsy nanaiky aho. Tsy matoky azy intsony isika satria mpivadibadika izy....
-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
Tafaverina an-tanindrazana, ny faran’ny herinandro teo ny kandidàn’ny Vitatsika io, Raharimanana Patrick, rehefa avy nivahiny tany Frantsa sy Belzika ary...
-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola lasa any Afrika Atsimo ny biletà tokana. Nahemotra kely, noho ny fandaminana, ny dian’ireo teknisianin’ny Cenit sy ny firaisamonina sivily, araka ny...
-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
Efa ao anatin’ny fotoam-pifidianana filoham-pirenena tanteraka isika izao. Hifampitana ireo kandidà olon’ny tetezamita...
Ny kandidà isany...
-
Mardi 03 septembre 2013 à 00:00:00
“Io lalàm-pifidianana apetraka amin’izao fotoana izao io no Rangory fototry ny afo”, hoy ny filoha nasionalin’ny Teza, Rakotoamboa Jean Louis, momba ny tsy...