-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Manana paikady telo ny sampandraharaha misahana ny fampianarana mamaky teny sy manoratra ary mikajy ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena hiadiana amin’ny habadoana...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Hatairana ny an’ireo mponina ao Toamasina raha nahita ireo trondro sy amalona amin-taonina natsingevan’ny rano amin’ny lakandranon’i Pangalana.
Tsy fantatra...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Misy fiantraikany lehibe amin’ny tontolon’ny seho an-tsehatra ny fifidianana samihafa hotanterahina eto amintsika.
Amin’ny fotoam-pialan-tsasatra, toy izao matetika, no...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Ny fifaninanana ho an’ny rehetra “Open” no miakatra kianja eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy, taorian’ny...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy mazava. Raha nambaran’ny federasion’ny wushu eto Madagasikara fa firenena 43 no nasaina hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’ i Afrika, taranja wushu, voalaza fa ny 28...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Nody maina fa tsy nisy namokatra ireo atleta malagasy mirahalahy, niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “junior”.
Fifaninanana notanterahina tatsy...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Ny 18 ka hatramin’ny 28 septambra, folo andro be izao no ahafahan’ireo mpankafy mandihy sy te hahay mandihy mianatra manokana ny «tango». Izany dia tafiditra ao...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola azo ilalaovana ny Teatra monisipaly etsy Isotry… Na izany aza, tsy miraviravy tanana ireo ao amin’ny tontolon’ny teatra, fa miezaka hatrany ny hamelona ity...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy anarana vaovao, satria efa nampisalorany ny “studio” izany. Mbola nataon’i Mikakely anaran’ny tarika izay natsangany ihany koa ny hoe Rhythm’ika.
Lanto...
-
Mercredi 04 septembre 2013 à 00:00:00
Namoaka fanambarana ny ministeran’ny Varotra, mampahatsiahy ny rehetra fa misy ny endrika samihafa ataon’ny olona manana fikasana hisoloky. Araka izany, hamafisin’izy ireo...