-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
Mbola ambony ny tahan’ny olona tsy mahay mamaky teny sy manoratra ary mikajy any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana satria mahatratra 56,70%.
Io no antony iray nanamarihAna ny...
-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
Nanamarika fotoan-dehibe iny faran’ny herinandro lasa iny. Teo amin’ny tontolon’ny mozika, omaly no ivon’ny fankalazana ny faha-50 taona nihiran’i Abel Ratsimba....
-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
Le rideau est tombé hier sur le championnat de Madagascar de volley qui s’est déroulé à Fianarantsoa depuis le 1er septembre dernier.
Chez les U23...
-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
L’indice de prix (IPO) du marché mondial du riz, Osiriz, a indiqué une stabilité, voire une légère baisse des cours mondiaux du riz durant les...
-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
Miroborobo hatrany ny fifanakalozana ara-barotra vitan’ny firenena sinoa. Tafakatra 8,4% izany tao anatin’ny herintaona monja, mitentina 28,5 miliara dolara, araka ny tarehimarika...
-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
Araka ny efa notaterina teto, mitady mpiara-miombon’antoka sy tohana ny fanjakana malagasy hiadiana amin’ny valala.
Nilaza ny solontena maharitra vaovao ny FAO, Patrice Talla...
-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
Zava-dehibe ny fisian’ny fotodrafitrasa fampidiran-drano ho an’ireo velaran-tany misy voly, indrindra ny tanimbary. Ny 30 aogositra, nifanakalozan-kevitra ny olana momba izany teo...
-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
«Mitsipaka marindrano ny fampiasana fitaovam-piadiana feno hakanosana ny Vava ady fahafaham-pirenena (FLN).
Tsy izahay velively no nanao iny asa fampihorohoroana tamin’ny...
-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
Marina fa diso fotoana kely ny fandefasana ny biletà tokana atsy Afrika Atsimo noho ny olana ara-teknika sy ny fandaminana, nefa hiverina amin’ny laoniny izany ankehitriny, araka...
-
Lundi 09 septembre 2013 à 00:00:00
Fivoriana tsy an-kiato. Hivory indray koa ny Troika eo anivon’ny Sadc rahampitso, ankoatra ny efa nahavitan’ny Gic – M ny fihaonana tany Addis – Abeba farany teo sy ny...