-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
400.000 hatramin’ny 500.000 ny tanora tonga eo amin’ny tsenan’ny asa isan-taona. Nanomboka ny taona 2009 anefa, tsy misy afa-tsy eo amin’ny 30 monja isam-bolana ny...
-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
Famoriam-bahoaka tsy nahazoana alalana, fa amin’ny fotoan’ny fampielezan-kevitra ihany vao malalaka ny fanaovana izany, izay tsy maintsy anaovana fanambarana mialoha any...
-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
Taorian’ny antsapaka teny amin’ny Cenit, nitsidika ireo mpomba azy eny Ambolonkandrina, omaly, ny kandidàn’ny fikambanana Hiaraka isika, ny Jly Camille Albert...
-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
« Hampandroso ny firenena no tanjona ». Izay no nambaran’ny kandidàn’ny Hery vaovao ho an’i Madagasikara ho filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Hery,...
-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy ho ela. Ho tonga eto amintsika ireo biletà tokana natonta any Afrika Atsimo. Nambara teto, nanomboka afakomaly, ny asa fanontana.
Trano printy roa no miasa andro...
-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
Ho raikitra sa tsia ny fifidianana amin’ity taona ity? Na hahavaha olana ihany... Maneho ny fijeriny ny avy amin’ny firaisamonina sivily, ny filoha mpanorina ny Accès...
-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy nisy resaka famatsiam-bola hitandroana ny fandriampahalemana amin’ny fifidianana, nandritra ny filan-kevitry ny minisitra, omaly teny Iavoloha.
Fampitam-baovao fotsiny ihany no...
-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
Nihaona tamin’ny mpanao gazety, omaly, teny amin’ny toby Ratsimandrava, ny avy ao amin’ny zandarimariam-pirenena.
Fotoana nanazavan’ny jeneraly Ravalomanana,...
-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
Nisy nanary diky eran'ny daba be plastika fanao amin'ny lavapiringa ny lavadrano fantsakan'ny mponina ao Meridaza, fokontany Malaho, ao amin'ny kaominina Bevalala eny...
-
Jeudi 12 septembre 2013 à 00:00:00
Plus d'un millier d'articles de loi et de décrets régissent le secteur de la foresterie et de l'environnement à Madagascar.
Des textes qui ont besoin d'être...