-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Hangotraka ny dingana fahefatra amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny rallye. “Rallye Sicam-Orange” no nampitondrain’ny klioba Asa Tana...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Nankatoavin’ny filankevitry ny governemanta, omaly ny fanafoanana ny haban-tseranana ho an’ireo fitaovana sy kojakoja hoentina hiadiana ny andiam-balala, sahanin’ny FAO sy...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Maro sosona ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena omaly. Anisan’izany ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fahitana. « Vina 2020 : ny zo mba hahita » io no...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Hatry ny omaly, nangatsiaka be tampoka ny andro teto an-drenivohitra. Nivadika ho lasa mamirifiry toy ireny ririnina ireny ilay hafanana be efa noheverina ho fiandohan’ny lohataona...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina omaly tetsy Ambatonakanga ny hetsika «salon des études supérieurs» andiany fahafolo izay karakarain’ny Madajeune.
Hotanterahina etsy...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Manomboka ny volana oktobra, vao mitsidika ihany koa ny lohataona, fotoana mampigaingaina ny andro. Manomboka mijaly rano sahady koa ny mponin’Antananarivo.
Tsy mandeha ny rano...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Nanao fanadihadiana mikasika ny olana mpahazo ny tanora (14-22 taona) ny Vondrom-pirenena ho an’ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena (CNPC).
Navoaka, omaly, nandritra...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Mifanenjana ! Tsy mitovy hevitra mikasika ity fihazakazahana hivarotana ny tahirin’andramena giazan’ny fanjakana ity ny praiminisitra sy ny filohan’ny Tetezamita.
Araka...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Manana sekoly ambony roa lehibe ny any Antsiranana, mifandraika amin’ny fivoaran’ny teknolojia ankehitriny.
Koa nisy ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Star sy...
-
Mercredi 02 octobre 2013 à 00:00:00
Natif de Behara à Amboasary Sud, le président exécutif du Club des journalistes doyens (CJD) Gilbert Taitsy a tenu hier au restaurant «Au bon accueil»,...