-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
Notoloran’ny orinasa fanomezana tetsy Analakely, omaly, ireo mpianatra mendrika tamin’ny fanadinana bakalorea. Finday marika Alcatel Pixi no azon’ireo mpianatra nahazo ny...
-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
Famerenana ny firenentsika amin’ny fiandrianam-pirenena marina: ara-politika, toekarena, kolontsaina. Ao anatin’izany ny fiverenana amin’ny fanjakana...
-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
Amin’izao herinandro faharoa amin’ny fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana filoham-pirenena izao, nitodika manokana tamin’ireo sembana, tsy hitan’ny mpanao...
-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy afa-nihetsika teto an-drenivohitra, omaly, ny kandidàn’ny Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo, saika ho any Farafangana sy Sakaraha, noho ny toetr’andro....
-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
Mitsipaka marindrano amin’ny fangatahan’ireo kandidà sasany, hampiasa ny kianja Makis Andohatapenaka, hanaovana fampielezan-kevitra, ny Ambalambahoaka.
Miantso ny...
-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
Na tsy mivantana aza… Fiainam-pirenena no hanontanian’ny mpiray faribolana amin’ny hoe : «Ho aiza isika ity ?».
Tononkalo maro no hifanaretsaka etsy...
-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny nandrasan’ireo mpankafy mozika tonga tetsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina omaly ny tarika Krakatau avy any Indonezia.
Nampiaiky ireo nanatrika ny...
-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
Nanomboka, omaly atsy amin’ny Nosy La Réunion ary tsy hifarana raha tsy ny 6 oktobra izao, ny «Festival international du film d’Afrique et des îles»...
-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
Vita ny gazety voalohany an’ny Ivongazety sahanin’ny masoivoho amerikanina eo Antsakaviro. Gazety mivoaka isam-bolana izy io, hanampiana sy hampahalalana ny mpanao gazety rehetra,...
-
Jeudi 03 octobre 2013 à 00:00:00
10 % amin’ny Malagasy nanaovan’ny Afrobaromètre fanadihadiana tamin’ity taona ity no mahita fa tsara ny tontolon’ny toekarena. Mbola nisy 29 % nahita...