-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
En marge de la célébration de la journée internationale des filles à Antsohihy, hier. Il a été dit que plus de filles ont maintenant accès...
-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
Tonga eto an-drenivohitra, omaly, ireo 13 lahy voasambotra tany Nosy Be Hell Ville, izay hatolotra ny fampanoavana anio, etsy Anosy. Raha tsy misy ny fiovana, hiaraka amin’izy ireo...
-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
Any Antsiranana, nanomboka omaly, ny kandidàn’ny Vitatsika, Raharimanana Patrick. Hitohy any amin’iny faritra avaratra andrefan’i Nosy iny ny diany. Anisan’ny...
-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
"Aleo manao fifidianana eken’ny rehetra, ka hahatonga azy ho azo antoka sy mangarahara. Ny dikan’izay, tanteraho ny andininy voalohany amin’ny tondrozotra: aleo ny samy...
-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
Haneho ny heriny eny amin’ny Coliséum Antsonjombe, rahampitso, ny mpomba ny filoha teo aloha, Ravalomanana ho fanohanana ny kandidà faha-33, Robinson Jean-Louis avy...
-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
Ambato Boeny, Madirovalo, Mandritsara. Ireo indray no toerana resy lahatra notsidihin’ny kandidà ho filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Hery farany teo.
Nifantoka kokoa...
-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
Taorian’ny kandidà Hajo sy Vital ary Robinson, niharan’ny antsojay koa ny kandidàn’ny antoko Enina, Tehindrazanarivelo Alain.
«Voageja tsy tafavoaka...
-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
Taorian’ny tany Matsiatra Ambony, nitohy tany Brickaville, Vatomandry, Mahanoro, ary Marolambo ny fampielezan-kevitry ny kandidà Camille Vitral, omaly.
« Hainay...
-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
La fête continue chez Orange à l’occasion de son 10e anniversaire. A compter de cette semaine, Orange organise la «Grande loterie Orange», un programme de...
-
Samedi 12 octobre 2013 à 00:00:00
La lutte contre la corruption reste un vain mot à Madagascar malgré l’existence d’institutions qui œuvre en ce sens. Face à la recrudescence de cette...