-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Vonon-kitondra firenena ny kandidàn’ny Malagasy miara-miainga (MMM), Andrianainarivelo Hajo.
Noporofoiny tamin’ny famaliana ireo fanontaniana nalefan’ny Sehatra...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Ilafy, Manjakandriana, hatrany Fianarantsoa indray no nitodian’ny kandidàn’ny Hiaraka isika, Vital Albert Camille,
omaly. Tsy tody hatrany Nosy Varika, Ifanadiana, Ikongo,...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
« Hijery ny mangirifiry ny vahoaka ny kandidà Robinson… Mifankatia ny vahoaka malagasy ka hiara-kiasa isika hanangana firenena vanona ho an’ny taranaka fara aman-dimby...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Hanatanteraka fihaonambe amin’ireo kandidà miisa 33 anio maraina ireo mpanara-maso avy amin’ny Sadc.
Higadona eto Madagasikara anio ka hijanona hatramin’ny 29 oktobra...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Rallye international de MadagascarExpress de MadagascarLe pilote Ougandais Jas Mangat est arrivé hier à Madagascar. Il vient en avance pour voir la voiture qu'il va louer pour disputer le...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Certes, il y a un adage bien connu qui dit « le hasard fait bien les choses », mais dans la vie politique à Madagascar, la réalité en est toute autre. En...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Ankona ihany ny mpandinika, hatry ny omaly, tamin’ny fahenoana ny tranga nahakasika ny foiben’ny fikambanana mpanohana kandidà tao an-drenivohitr’i Toamasina tao.Tsy...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Sady voaroba no nodoran’ny sasany ny foiben-toeran’ny kandidàn’ny “Hery vaovao”, ao Ampasimazava sy ao Tanambao V, Toamasina, ny alin’ny alatsinainy teo....
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
10 andro alohan’ny fifidianana izay ho filohan’ny Repoblika IV isika, anio. Efa hita taratra, hatreto, ireo kandidà azo lazaina ho goavana. Goavana amin’ny fampiasam-bola...
-
Mercredi 16 octobre 2013 à 00:00:00
Le numéro un du Malagasy miara-miainga (MMM), Hajo Andrianainarivelo, joue le jeu de la transparence initié par l’observatoire de la vie publique. Comme le candidat...