4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Les actualités de Madagascar page 2912

  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Ao anatin’ny famotorana rehetra mahakasika ilay hala-jaza nivadika halatra taova ny zandary ao Nosy Be Hell Ville,  ankehitriny. Manodidina ireo vazaha roa lahy sy ilay Malagasy...
  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Naratra mafy ny jiolahy iray tratran’ny olona tao ambony entan’ny mpandeha taksiborosy iray, ny herinandro teo tao Ambohimahasoa. Araka ny fanazavan’ny zandary, jiolahy...
  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Zazakely mianadahy no maty nampisotroin’ny rainy poizina nialoha ny namonoany tena. Zazalahikely fito taona kosa no novonoina tamin’ny fomba feno habibiana tany Ambaiboho,...
  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Tsy ireo kandidà na ny mpomba azy ihany no mifampihantsy na mifandrahona. Iharan’ny fandrahonana koa izao ireo mpiasan’ny Vaomieram-pifidianana eny anivon’ny distrika...
  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Nametraka fitoriana eny amin’ny Cenit ireo kandidà depiote 19 eny amin’ny boriborintany fahenina, omaly, noho ny tsy niantsoana azy ireo hiatrika ny antsapaka amin’ny...
  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Mitohy ny dia. Maroantsetra, Mananara ary Sambava indray no notsidihin’ny kandidàn’ny Hery vaovao ho an’i Madagasikara, Rajaonarimampianina Hery, omaly. Ankoatra ny...
  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Ifanotofana ny ao Alaotra. Taorian’ireo kandidà mihevitra fa tompon’ny feom-bahoaka ao Ambatondrazaka, nirotsaka an-tsehatra tany koa, omaly, ny kandidàn’ny...
  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Numéro 1 dans l’ordre alphabétique. Numéro 1, c’est-à-dire le premier, à déposer sa candidature au greffe de la Cour Electorale...
  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Nombre de personnes nous reprochent d’avoir en haine l’ancien dictateur Marc Ravalomanana, ne voyant que les points négatifs de ses 6 ans au pouvoir. Certes, on peut...
  • Vendredi 18 octobre 2013 à 00:00:00
    Kely sisa ny andro hanatanterahana ny fampielezan-kevitra amin’io fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ny 25 oktobra io.Kely ihany koa sisa dia ho voaporofo fa « nandainga ny...