-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Samy hanao faradoboky ny fampielezan-kevitra eto an-drenivohitra sy ny manodidina ireo kandidà, mialoha ny fifidianana. Ho an’ny kandidà Robinson hamory vahoaka eny...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Ny filohan’ny Repoblika no miantoka, amin’ny fanelanelanany, ny fampandehanana ara-dalàna sy mitohy ny fahefam-panjakana, ny fahaleovantenam-pirenena sy ny maha iray tsy...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Vita sonia omaly tolakandro teny amin’ny Foibe fivoriana iraisam-pirenena Ivato (CCI) ny fifanarahana hanatanterahana ny fandaharanasa PSAEP/CAADP aty Afrika. Fandaharanasa miompana...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Namoaka tatitra indray ny Banky iraisam-pirenena mikasika ny toekarena eto Madagasikara ny 2012-2013. Nambarany àry, fa tato anatin’ny efa-taona, potiky ny krizy ny firenena, raha toa...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Notokanana ny 18 oktobra teo ny masoivohon’ny Cnaps any Tanambe, faritra Alaotra Mangoro. Tanjona ny hametrahana fiahiana ara-tsosialy tsy miangatra ho an’ny rehetra.
Any...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Betafo indray no nandray ny kandidàn’ny Hiaraka isika, Vital Camille, omaly, talohan’ny nandehanany tany amin’ny faritra Menabe sy Analanjirofo. Ara-bakiteny, nitorajofo...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Vory lanona eto amintsika ireo vahiny mpanara-maso ny fifidianana filoham-pirenena ny zoma ho avy izao. Novorin’ny Cenit teny Alarobia izy ireo izay avy amin’ny Sadc, Vondrona...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Vinavinain’ny maro fa mety ho anisan’ny kandidà ho tafita amin’ny dingana voalohany, hiatrika ny fihodinana faharoa ny kandidà Rabetsaroana Sylvain.
Izany dia...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Nanao fanambarana, mialoha ny fifidianana ny lehiben’ny iraka mpanara-maso avy amin’ny Vondrona Afrikanina (UA) ny 21 oktobra teo. Mitaky ny hametrahana filaminana izy ireo...
-
Mardi 22 octobre 2013 à 00:00:00
Ho raikitra ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 25 oktobra. "Tsy maintsy misy filoham-pirenena voafidy eo", hoy ny mpahay fifandraisana iraisam-pirenena, Radanoara...