-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Nanambara ny heviny, tao Andavamamba, ny fikambanana Hery vao, omaly tolakandro.Hampandany ny vaton’ny kandidan’ny fikambanana Hery vaovao ity fikambanana ivondronan’ny mponina...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Les chefs de missions d’observation internationale présents sur le sol malgache en vue du prochain scrutin présidentiel ont tenu une réunion à huis clos hier...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Nandritra ny sekolin’ny ray aman-dreny natao tetsy Ampandrana, ny herinandro teo, no nahafantarana fa ilain’ny mpivady ny sekolin’ny ray aman-dreny. Ny tsy fahampian’io...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Sambany ! Tsy mpilalao an’ireny mitsapa vintana na kisendrasendra ireny i L., mpivarotra saribao eny Anosibe. Mba nanandrana nandray anjara tamin’ny lalao Peo ny 5 anefa izy, ary tonga...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Namory mpanao gazety tao amin'ny kaominina Antsirabe renivohitra, ny alatsinainy teo, ny PDS, Razafindrainony Lala Marie Beryl.
Nambarany fa na manana zo hitokona aza ny mpiasa noho ny...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny taona 2010, hita fa mila hatsaraina ny fifehezan’ny mpianatra malagasy ny teny frantsay. «...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy raikitra ny fifanintsanana isam-paritra, izay tokony ho nataon-dry zareo any amin’iny tapany atsimon’ny Nosy iny,
eo amin’ny taranja handball, sokajy...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Maorisy indray no mampiantrano ny fiofanana omen’ny Confejes, eo amin’ny taranja tolona, rehefa avy noraisintsika teto Madagasikara nandritra ny andiany roa voalohany. Mpikatroka 30...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Tao anatin’ny volana maromaro, tsy nahitana hiragasy intsony tetsy Anosibe Angarangarana, hany toerana ahafahan’ny mpihiragasy mampivelatra ny talentany eto...
-
Mercredi 23 octobre 2013 à 00:00:00
Hotanterahina ny « Alin’ny mpikabary ». Fikambanan’ny mpikabary eto Madagasikara (Fimpima) mandia ny faha-50 taona nijoroana. Hetsika maro no efa notontosaina nanamarihana...