-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Olona telo mianadahy no indray naratra mafy voatsatoka antsy tao anaty fampielezan-kevitra, ny asabotsy teo tany Toamasina.
Atahorana ny ain’ny iray voa mafy teo amin’ny kibony,...
-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Nampahafantatra ny eo anivon’ny Emmo/Far fa tsy azo atao ny mivarotra zava-pisotro misy alikaola, ny zoma izao mandritra ny andron’ny fifidianana. Tapaka izany nandritra ny...
-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Taorian’ny vono olona feno habibiana nitranga ny 12 aogositra teo, tao Amakotsorano kaominina Miantsoarivo, kaominina telo ao amin’ny distrikan’Arivonimamo no ampihorohoroana,...
-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Niakatra fampanoavana omaly, teny amin’ny tribonaly Anosy ireo olona 13 voarohirohy tamin’ny famonoana ireo vazaha sy malagasy
ary nanao fanimban-javatra sy nikomy. Tsy...
-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Tafakatra 27 indray ireo nahazo famotsoran-keloka amin’ny antontan-taratasy voarain’ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy (FFM). Tsy anisan’ny nahazo izany anefa ny Kly...
-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Mbola maro an’isa ireo mpifidy eto amin’ny faritra Analamanga. Vitsy indrindra kosa ny any Melaky, izay tsy misy afa-tsy mpifidy 93 964.Toy izao ny famintinana...
-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Tandindomin-doza ny taranaka malagasy ! Mihamahazo vahana ny fifohan’ny ankizy sy tanora rongony (cannabis) eto amintsika.
Mihatanora hatrany ireo voasarika amin’izany, hoy ireo...
-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Nofaranana tanteraka teny amin’ny kianja malalaky ny ANS Ampefiloha ny fampielezan-kevitry ny Malagasy miara-miainga (MMM), omaly.
Na nisy aza ny faradoboka nitety boriborintany sy...
-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Tafavoaka ihany ireo tee-shirts an’ny kandidà Camille Vital, omaly, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.
Tamin’ny mitataovovonana vao nanomboka nampiditra ireo...
-
Jeudi 24 octobre 2013 à 00:00:00
Lasa fomba fanao. Anaovana antsojay koa ny antoko Rodobe Matsilo tarihin’ny loholona teo aloha, Joseph Yoland sy Ranjivason, raha ny fanazavan’ireo kandidà ho depiote 23 ao...