-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
"Andrasantsika am-pitoniana ny voka-pifidianana ofisialy", hoy ny filohan’ny KMF/Cnoe, Razafindraibe Ernest,
tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny CDA...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Ela niandrasana. Efatra andro taorian’ny fifidianana, hanomboka anio vao hiasa ireo helikoptera noresahina fa hampiasaina. Nambaran’ny filohan’ny Cenit,
Atallah...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy minisitry ny Fitsarana intsony Razanamahasoa Christine. Nametra-pialana afakomaly tamin’ny alalan’ny fitokanana ny efitrano Ezra, ao amin’ny minisitera,
ny tenany rehefa...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Fiangaviana. Noho ny tsy fahatomombanana teo amin’ny lisi-pifidianana sy ny karatry ny mpifidy,
manery ny fitondrana hampiditra ny anaran’ireo mpifidy tsy voasoratra anarana ao...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
"Mba hisian’ny mangarahara sy tsy hisian’ny ahiahy tsy hihavanana, nanapa-kevitra ny CES fa hanao fanangonana ny voka-pifidianana",
hoy ny filohan’ny Fitsarana...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Le candidat à la présidentielle de l’association « Hiaraka isika », Camille Vital, a livré son point de vue sur la collecte de résultats au scrutin du...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Les tendances, même provisoires, font entrevoir un affrontement au deuxième tour entre le candidat de l’ex-dictateur et l’un des candidats issus de cette transition. Si...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Miakatra tsikelikely ny voka-pifidianana amin’izao fotoana izao. Mifanaraka amin’izany koa no amoahana mitsitapitapy ny isa isan-karazany ho fanta-bahoaka.
Ity ilay fotoana tena...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy niova fa mbola ny kandidà Robinson Jean Louis hatrany no nitana ny laharana voalohany, raha ny voka-pifidianana vonjimaika, manerana ny Nosy, voaray halina tany amin’ny Cenit. Iza...
-
Lundi 28 octobre 2013 à 00:00:00
Zavatra vitsivitsy no azo ambara fa efa azo antoka, amin’izao 96 ora (efatra andro) taorian’ny 25 oktobra, nahavitana ny fihodinana voalohany, tamin’iny fifidianana...