-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
Iza no tena tomponandraikitra tamin’ny anaran’ny mpifidy tsy ao anaty lisi-pifidianana, ny tsy fahazoana kara-pifidianana... ? Nisy ny fifanilihana andraikitra eo amin’ny...
-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
Mitombo ny tsy firaharahan’ny Malagasy ny politika: 73 % no tsy mahazo ny resa-politika, tamin’ireo olona miisa 1 200 tamin’ny faritra 22 nohadihadian’ny...
-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
22 taona lasa ! Nihidy aman-trano, nivory teny amin’ny Panorama Andrainarivo ireo mpifanolana ara-politika sy tompon’andraikitra samihafa, noho ny krizy ny taona 1991.
Niafara...
-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny nandresy lahatra ny mpifidy tamin’ny fifidianana filoham-pirenena ny zoma teo, nampandany ny kandidàn’ny Avana sy ny ankolafy Ravalomanana teny amin’ny...
-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
Biraom-pifidianana 11.571 amin’ny 20.001no nahazoam-bokatra vita dika amin’ny solosaina ao amin’ny foiben’ny Cenit, omaly tamin’ny 7 ora latsaka fahefany hariva. Ny...
-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
Nanome toromarika indray ny masoivoho frantsay manoloana ny fiverenan’ny tsy fandriampahalemana any Nosy Be.
Asaina miova toeran-kafa ireo mpizahatany frantsay te ho any, ary mila...
-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
Misokatra ho an’ny mpiasa tsy raikitra (ECD) ao amin’ny Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) rehetra ny fifaninanana hidirana ho mpiasam-panjakana.
Ny 7...
-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
Natomboka, omaly, amin’ny lafiny teknika ny fanatanterahana ny tetikasa hanaovana tomban’ezaka ny zava-bita momba ny fiarovana ny tontolo iainana,
fiovan’ny...
-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
"Tsy eken’ny lalàna ny hikitikitihana sy hanamboarana ny lisi-pifidianana", hoy ny praiminisitra, Beriziky Omer,
tamin’ny mpanao gazety, taorian’ny...
-
Jeudi 31 octobre 2013 à 00:00:00
Dimy andro taorian’ny androm-pifidianana, antsasa manilan’ny voka-pifidianana avy amin’ireo biraom-pifidianana 20.001 no efa voadika anaty solosaina eny amin’ny...