-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
Mafana foana, saingy mbola mihoatra lavitra izany rehefa i Jaojoby no manafana ny Jao’s Pub Ambohipo.
Noporofoin’ny mpanjakan’ny salegy fa mbola hafa ny...
-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
Miezaka mampitia ny teatra malagasy hatrany ny Fikambanan’ny teatra malagasy (FMTM). Na tsy mbola misy aza ny fiakarana an-tsehatra eny amin’ny Teatra monisipaly Isotry,
misy...
-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
Ny samy goavana no hiakatra kianja ! Efa ela no niandrasan’ny mpankafy hiragasy ity ady indray mitoraka ity.
Tarika Sahondrafinina zanany avy etsy Fenoarivo no hifanandrina...
-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
Taorian’ny fampisehoana tany Sambaina Manjakandriana, hitohy ao Ambohibe Ilafy ny fitoriana ny Filazantsara an-kira ilofosan’ny tarika Lahatra. Hotanterahina, rahampitso, ny...
-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
Taorian’ny fiofanana indroa miantoana, nomen’ny klioba Confejes ho an’ireo mpikatroka «Lutte», natao tany Djamena sy Maorisy farany teo,
nahafa-po ny vokatra ho...
-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
Araka ny efa fantatra, mandalo eto amintsika ilay manam-pahaizan’ny federasiona iraisam-pirenen’ny basikety (Fiba Monde),
ilay teratany Serba, Miodrag Marjanovic. Iraka...
-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
Fantatra avokoa ireo mpilalao hiatrika ny manasa-dalana amin’ny fiadiana ny “Open BMOI – Air France”,
taranja tenisy. Hangotraka ny fihaonan’i Zaka Kely sy ilay...
-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
“Tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto, mila finiavana, saina tia karokaroka ary fikirizana raha te hahomby amin’ny zavatra atao”,
hoy Andrianasolo Rojo, tanora...
-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
Notanterahina tamin’ny fomba ofisialy, tao amin’ny efitrano malalaky ny kaominin’i Mahajanga, ny alarobia 30 oktobra lasa teo ny hetsika « Biblethon...
-
Samedi 02 novembre 2013 à 00:00:00
Toy ny fanao isan-taona, notontosaina tamin’ny alarobia teo ny fampirantiana nataon’ny ivotoeram-pampianarana fito ao anatin’ny oniversiten’Antananarivo. Isan-taona, 24.000...