-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
"Tokony hatao lisitra tovana ireo olona tsy tafiditra ao anaty lisi-pifidianana, dia mifidy. Manana kara-panondro izy,
hamarinin’ny fokontany fa mipetraka ao marina, dia...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Lasa adihevitra be, tato ho ato, ny amin’ny tokony hanitsiana na tsia ny lisi-pifidianana hiatrehana ny fihodinana faharoa.
Hanao ahoana? Misy ny velom-panahiana... Maneho ny fijeriny...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Selon certaines sources, Norbert Lala Ratsirahonana, l’actuel mentor du président de la Transition, serait pressenti, voire poussé, pour être le directeur de campagne du...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Etre Calife à la place du Calife : une obsession pour… Astérix !
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Le conseil des ministres d’hier a recommandé « l’intégration d’office des électeurs omis dans les listes électorales avant le second tour du...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Nisy ny fivoriana niarahan’ny Vaomiera mahaleo tena momba ny fifidianana sy ny governemanta, ny herinandro lasa teo, nanapahana fa tsy hokitihina ny lisi-pifidianana miteraka olana ka samy...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Ora iray sy sarany no niaina tanaty tebiteby ireo mponina manodidina ny lapan’i Mahazoarivo, omaly. Nanao fanazaran-tena hoe ny mpiambina tao, noheverin’ny olona ho nisy nanafika....
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Mbola mifamahofaho be ihany ity ny raharaham-pirenena. Eny fa na dia tontosa soa aman-tsara aza iny ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana ho filoham-pirenen’ny repoblikan’i...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Le conseil des ministres souffle sur les braises. Il prend la Cenit à contre-pied en lui recommandant l’intégration des électeurs non inscrits dans la liste...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
A Madagascar, on ne sait plus vraiment à quel saint se vouer ou sur quel pied danser. L’illégalité et les infractions de toutes sortes sont monnaie courante. La...