-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Nanome ny heviny mikasika ny fifidianana fihodinana voalohany notontosaina teo ny vondrona fiarahamonim-pirenena, niarahan’ny Hafari malagasy,
ny RNDC na Réseau national de...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Hiavaka ny fandalovan’ny mpanakanto vahiny roa, etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM), amin’ity volana novambra hatramin’ny fiandohan’ny desambra...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Nomen’ny mpitsara ny naoty 17/20, miaraka amin’ny mention très bien, Razaka Oliva, mpanao gazety, taorian’ny fanohanan-kevitra nataony momba ny
« Tombontsoa...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Ny volana marsa no nanatanterahana ny fanadinana voalohany. Omaly kosa ny fanadinana faharoa ampanaovin’ny Associated board of the royal schools of music (ABRSM)
amin’ny...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Efa samy nahazo ny kojakojam-pianarana avokoa ny Cisco 114 manerana ny Nosy ho an’ny taom-pianarana 2013-2014, araka ny vaovao nambaran’ny Unicef. Tanjona ny hanalefaka ny vola mivoaka...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Efa ho telo volana, aty aoriana, tsy mbola voatendry ihany ny filohan’ny delegasiona manokana (PDS) eto Antananarivo Renivohitra. Manjaka tanteraka ny baranahiny sy ny gaboraraka manerana ny...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Efa miditra eo amin’ny tena lalao mangotraka, ankehitriny, ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja handball, sokajy “senior” lahy sy vavy. Andro fahadimy no...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Medaly efatra ka ny iray volamena no azon’i madagasikara tamin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika teo amin’ny fibatana fonjamby.
Mbola voasokajy amin’ny Lalao...
-
Jeudi 07 novembre 2013 à 00:00:00
Rahampitso no hanomboka ny hazakazaka fiarakodia “Rallye international de Madagascar” (RIM), andiany faha-34. Fifaninanam-pirenena malagasy ary dingana fahavalo sady farany...