-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Hofaranana amin’ny 5 desambra ho avy izao ny lisitry ny mpifidy hampiasaina amin’ny fifidianana filoham-pirenena, fihodinana faharoa, miaraka amin’ny fifidianana...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
En raison de l’incertitude de l’avenir politique à Madagascar, les investissements privés dans le pays ont connu une chute importante ces dernières...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Nanaiky sy nanamafy ny fisian’ny mpanao hosoka amin’ny fifidianana ny minisitry ny Atitany sady minisitry ny Fitsarana, Rakotoarisoa Florent, omaly
. Tsy miandry fitoriana na...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Nolanina teo anivon’ny CST, omaly, ny lalàna fahazoana mivarotra « éthanol », alikaola avy amin’ny fary hahafahana mamokatra angovo, toy ny gazy....
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Nisokatra, omaly ary hitohy anio etsy Nanisana, ny atrikasa nasionalin'ireo vondron'olona ifotony miaro ny tontolo iainana. Nampahafantarina tamin'izany ny paikady nentin'ireo fokonolona any...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola mahavantana ny Malagasy ny mitily ny aretina diabeta ahafantarany na mitondra na tsia izany izy, mandritra ny fizaham-pahasalamana. Matetika, rehefa teren’ny mpitsabo manao ny...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Amin’izao fotoana mahamaina ny andro izao, sarotra vao mahazo rano ny fokontany Ambodivona Ambohimanarina. Nandritra ny roa andro, nilaharam be ny paompin-drano tokana,
hany mandeha ka...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Navoakan’ny Conservation international, omaly ny vokatry ny fanadihadiana mikasika ireo mponina, indrindra ny tantsaha miaina manodidina ireny harena voajanahary eto amintsika izany....
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
L’Office national du Tourisme de Madagascar (ONTM) craint une baisse des arrivées des touristes de l’ordre 4 à 5%.
La reprise du secteur touristique dépend...
-
Vendredi 15 novembre 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny sehatry ny trano fonenana sy ny manodidina azy, mampiavaka ny « Salon de l’habitat » koa ny lafiny taontrano ka ny haitao tranainy eto Imerina no nasongadina...