-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Hatreto, tsy tena mbola hita taratra ny lalan’ireo ekipa lehilahy solontenantsika, GNVB sy AS Tiavo, amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny tompondakan’ny Zone 7 2013 na ny...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Mandia ny faha-20 taonany ny tsipy teny « Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko ». Raha ny fanazavan-dRahaingoson Henri (Di…),
tsy vaovao akory io...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Vao mainka mihahenjana ny fijalian’ireo mpianatra any Sina raha ny tatitr’izy ireo voaray omaly. Efa nandefa taratasy tamin’ireo mpianatra tsirairay avy ny oniversite any...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
« Toy ny natao tamin’ny taon-dasa, hanao fitiliana maimaimpoana ho an’ny daholobe ny hopitaly Befelatanana, ny alakamisy sy zoma ho avy izao. Handray anjara avokoa ny...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
“Ils appelent ça”, “Casquette à l’envers”, “Coup 2 pression », sns. Hira nahafantarana ilay tarika mpanao rap frantsay, Sexion...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy mitsitsy vola eo amin’ny famoahana hira sy rakitsary i Tence Mena. Izy sy ny mpiara-miasa aminy ihany no miketrika izay zava-baovao hatolotra indray ny mpanjifa, mba hampiavaka azy...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Nomarihina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, eny amin’ny kaominin’Ambatomanga, distrikan’i Manjakandriana, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny toeram-pivoahana....
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, tetsy Iavoloha ny 9 novambra lasa teo, ny andiana mpianatra nahavita fianarana tao amin’ny Uprim. Nisalotra ny anarana « Fanilo » ireo 217...
-
Mercredi 20 novembre 2013 à 00:00:00
Nahazo ny fanamarinana Iso 9001-2008, ny volana aogositra teo, ny orinasa mpamokatra provandy LFL Madagascar. Nampahafantarina teny Nanisana izany, niarahan’ny tompon’andraikitra avy...