-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
Any amin’ny laharana fahadimy no misy ny GNVB raha fahenina kosa ny AS Tiavo tamin’ny fiadiana ny amboaran’ny Zone 7, taranja volley.
Tsy nahovoka ireto ekipa...
-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
Tapitra hatreo ny lalan-dRandrianasoloson Randy amin’ny fifaninanana “ITF/CAT Circuit II”, taranja tenisy, sokajy “juniors”. Hetsika tanterahina any Tonizia, ny 19...
-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
Raikitra. Hisy ihany ny hetsika eo amin’ny taranja judo amin’ity taom-pilalaovana 2013 ity. Hanatanteraka ny fifaninanana eo anivony mantsy ny ligin’Analamanga. Hetsika...
-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
Taom-piantsana 2013 – 2014, fiantsana tononkalo faharoa etsy amin’ny CGM tohatohabaton’Antaninarenina ; hitondra ny «Tsinkafona» ny Faribolana Sandratra.
Anio...
-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
Hiavaka ny alahady 1 desambra izao, eny amin’ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato. Hanatanteraka seho lehibe eny an-toerana ny tarika Laurent Rakotomamonjy.
Ireo hira ara-pilazantsara...
-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
Mpandraharaha sady manana traikefa amin’ny lafiny vary Rakotovao Andriambololonirina.
Natsangany ny fikambanana Andri, midika Fikambanam-pirenena ho an’ny fampandrosoana ny eny...
-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
«Tsy niteniteny foana izahay raha nilaza fa nisy ny fampiasana fitaovam-panjakana tamin’ny fanohanana kandidà », hoy ny kandidà Andrianainarivelo Hajo,...
-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
Naka tsodrano sa nandamin-dresaka ? Namonjy avy hatrany ny filohan’ny Tetezamita Rajoelina Andry, tao amin’ny lapan’Ambohitsorohitra, omaly, ny kandidà Rajaonarimampianina...
-
Samedi 23 novembre 2013 à 00:00:00
"Manainga ny tomponandraikitra tsirairay tsy ankanavaka ny fitondram-panjakana sy ny governemanta iombonana mba samy hanatanteraka ny adidiny amim-pahamendrehana, ary hitana ny tsy...