-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Masaka ny nahandro. Hamoaka ny rakitsary (DVD) « Antsonjombe Live&Vao » andiany faharoa ny tarika Rossy. Rindrantsary 10 no ao anatiny.
Misy ny vaovao izay notontosaina...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Ny ekipa malagasy nisy an-dRafetrarinanja Tremarivo ( Trema) sy Maminirina Patrick (Mamy mainty) ary Ratsimbazafy Radolalaina (Kôla) no nandrombaka ny amboara tamin’ny fiadiana ny...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Manome fiofanana atsy Maorisy ny federasiona iraisam-pirenen’ny volley, amin’izao fotoana izao. Manana solontena amin’izany i Madagasikaara amin’ny alalan’ireo...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Hotanterahina, ny alahady 1 desambra izao, ny alahadin’ny mpitandrina ho an’ny FJKM Ambodifahitra Martiora.
Hatao amin’izany ihany koa ny fetin'ny taranaka sy ny...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy misy afa-bela amin’ny krizy. Raha manodidina ny 60 no zakan’ny Akany Fanabeazana, anarenana ireo ankizy maditra, eny Mandrosoa Anjanamasina, tafakatra 82 ny isan’izy ireo...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
750 tonnes d’ordures ménagères devraient être enlevées par le Samva (Service autonome pour la maintenance de la ville d'Antananarivo)
tous les jours dans la...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
La vigilance des éléments de la police nationale a porté ses fruits par le démantèlement d’un probable réseau de trafiquants d’armes. 99...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Malgré le changement climatique, on peut constater que Madagascar dispose d’un climat favorable pour accroître le rendement dans le secteur agricole.
Cet accroissement...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy mivaky loha amin’ny fihodinana faharoa. Hibanjina ny fifidianana depiote ry zareo Les As tarihin’i Voninahitsy Jean Eugène,
araka ny fanambaran’izy ireo tao...
-
Jeudi 28 novembre 2013 à 00:00:00
"Tsy maninona raha manohana ny kandidà Robinson ry zareo. Misy lehiben’andrimpanjakana iray, tany Taolagnaro, nanao fampielezan-kevitra ho azy, nefa tsy misy miteny. Rehefa ny...