-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
Iaraha-mahita ny fitobaky ny fako manerana ny renivohitra amin’izao fotoam-pahavaratra izao. Potiky ny orana ihany koa ny lalana, miteraka ny fitohanan’ny fifamoivoizana...
-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
Nanamarika ny fisokafan’ny taom-pianatana 2013-2014 ny ivotoeram-panofanana arakasa ireo olona manana fahasembanana, eny Ampandrianomby, ny faran’ny herinandro teo.
Navoaka...
-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
Betsaka ireo tovovavy malagasy lasa mivaro-tena ao La Réunion, araka ny fanadihadiana nataon’ny fahitalavitra Réunion 1ere. Matetika, nifindra monina any izy ireo manantena ny...
-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
Ho fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny olona manana fahasembanana isaky ny 3 desambra, manomana fiaraha-mivavaka ny akany fandraisana ny ankizy manana fahasembanana ara-tsaina, Les...
-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
Nanaovana atrikasa fahatelo, taorian’Antsiranana sy Toliara, ny herinandro lasa teo, tany Mahajanga ho fiarovana ny fari-dranomasina amin’ny loto sy fidiran’ireo sambo «...
-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
« Be tsy andraofana » ! Izay no azo ilazana an’ireo mpitrandraka harena an-kibon’ny tany madinika, araka ny fahitan’ny sekretera jeneralin’ny...
-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
Mihafeno ny fepetran’ny fampiraisam-pirenena. Nifandrombaka nanome fitokisana ny kandidà Rajaonarimampianina Hery, omaly, ny fikambanana samihafa. Anisan’izany ny...
-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
Mitaky antoka mazava. “Kandidà natolotry ny filoha Ravalomanana mbola sesitany ny Dr Robinson ary noho izy no nahazoana ny salanisa, nahafahany hiatrika ny fihodinana...
-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
Ela ny ela, misy mandimby ihany ny PDS teo aloha eto Antananarivo Renivohitra. Voatendry ho filoha lefitra voalohany Rasamimanana Olga.
Ny sekretera jeneralin’ny kaominina...
-
Mardi 03 décembre 2013 à 00:00:00
Madagascar : tenue d'un séminaire d'échanges d'expériences et de ...Afriquinfos.comANTANANARIVO (Xinhua) - Un séminaire d'échanges d' expériences et de bonnes pratiques sur...