-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Hivoaka amin’ny fanginany. Hifamotoana etsy amin’ny Ofisim-pirenena miahy ny zon’ny mpamorona (Omda),
Faravohitra, ireo mpanoratra sy mpilalao ary mpanatontosa tantara...
-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Nigadona ny alakamisy i Mamy, mpitendry gitara beso sy mpihira ao amin’ny tarika Njila. Izy sisa no nandrasan’ireo namany,
satria efa tonga aloha ry Solofo sy Ramaka. Avy hatrany...
-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy fanarahan-dalàna! Jeren’ny mpitandro filaminana fotsiny ireo mpividy volamena tsy ara-dalàna eny Analakely, amin’izao ankatoky ny fety izao.
Manamorona ny...
-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Navoaka omaly tao amin’ny Tranompokonolona Isotry ny andiany faha-13 tamin’ireo mpianatra mpampivelona sy infirmiera miisa 94. Tanora niofana tao amin’ny Intsitut de formation...
-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Hatreto, tsy mbola mazava ny fandrasain’anjaran’ny Zone 7 na tsia amin’ny fiadiana ny “Coupe d’Afrique des clubs champions” na CACC 2013, taranja basikety,...
-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny dingan’ny famaranana na ny “Poule des As” ny “Tournoi Firaisankina”, taranja baolina kitra. Fihaonana izay natokana ho an’ireo tanora eny...
-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Fantatra avokoa ankehitriny, ireo ekipa iray sokajy amin’ny “Mondial 2014”. Raha maivamaivana no misy an’i Frantsa, ny vondrona “G” kosa no azo lazaina fa tena...
-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Hirona any amin’ny fiofanana matihanina. Io no fanamby napetraky ny kaompania Imaitsoanala manomboka izao,
raha ny nambaran’ny mpanorina azy ity, Andrianarisoa Tolojanahary....
-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Hiezinezina ny fankalazana ny nahaterahan’i Jesosy Kristy, eny amin’ny Paroisse FJKM internationale eny Andohalo, rahampitso tolakandro.
Hiara-hanatontosa kaonseritra mozika...
-
Samedi 07 décembre 2013 à 00:00:00
Afin d’aider ces enfants à choisir le métier qui leur correspond le plus, la 8e édition du Forum des métiers est organisée depuis hier et...