-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
11 desambra 2010-2013. Telo taona katroka, omaly, ny fijoroan’ny Repoblika IV, izay tsy fantatry ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy. Efa nidona ny hoe: andro tsy fiasana, nefa...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Izao no niafaran’ilay fiara 4x4 nivadibadika ka namantana avy hatrany tao amin’ny ranon’Ikopa, omaly maraina.
Vokatry ny hafainganam-pandeha diso tafahoatra no nampivadika...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Nampihoron-koditra! Izay no azo ilazana ity zava-nitranga teny Mandialaza Ankadifotsy, omaly vao maraina ity.
Olona telo mianaka ( ramatoabe 43 taona, renim-pianakaviana 24 taona izay...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Betsaka raha mitaha amin’ny vinavinan’ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro eny Ampandrianomby ny rotsak’orana hatramin’ny fiandohan’ny...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Nanao fanambarana, omaly, ny ao amin’ny faritra Boeny niaraka amin’ny talem-paritry ny fahasalamana any an-toerana mahakasika ny tokony hanadiovana ny tanàna ao...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Nitarika fanakorontanana tao anaty trano fisotroana iray eny Ampasampito ny miaramila maromaro, nifety fametrahana galona, ny alatsinainy alina lasa teo.
Araka ny filazan’ilay...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Mitombo ny isan’ny olona maty vokatry ny aretina pesta ary marary sivy, mbola manaraka fitsaboana ao amin’ny distrikan’i Soanierana Ivongo, amin’izao fotoana...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Taitra ary tsy faly ny vahoakan’Ambositra, nanomboka, afakomaly. Nandeha tsy tapaka ny fahitalavitra Viva avy aty Antananarivo. Tapaka kosa ny TVM. "Mihinana ny tsy fihinana izahay...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
Quand nous allons aux urnes le 20 décembre 2013, il ne s'agira pas de voter le candidat-député le plus sympathique, ou beau/belle gosse, ou meilleur chanteur, ou plus friqué. Les enjeux sont...
-
Jeudi 12 décembre 2013 à 00:00:00
CYCLISME Mederic Clain 10 e du Tour de Madagascarla Nouvelle RépubliquePour sa quatrième participation au Tour de Madagascar, le coureur de l'UVP, Mederic Clain, a terminé l'épreuve à la...