-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
Nentin’ny FFKM am-bavaka, omaly tetsy amin’ny Ekar Antanimena ny fialan-tsasatry ny fanahin’i Mandela. Anisan’ny niatrika izany ny avy amin’ny fianakaviambe...
-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
Tsikaritr’ireo mpiara-miasa ao amin’ny USAID sy ny Canadian physicians for aid and relief (CPAR) any Tanzania fa toerana ahafahan’ny lehilahy sy vehivavy, miresaka toe-javatra...
-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
Nahazo fiofanana roa volana avy tamin’ny Fiba Monde ireo mpanazatra malagasy. 74 tamin’ireo 119 nandray anjara kosa no nahazo ny diplaoma iraisam-pirenena.
Tontosa, omaly, tetsy...
-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
Navoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny zoma teo tetsy Alarobia, ireo andiana mpampianatra 34 avy amin’ny sekoly FJKM nahavita fiofanana.
Avy amin’ny synodam-paritany13 manerana...
-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola afa-bela tamin’ny ekipan’ny Cnaps Sport, indray ny St Michel, teo amin’ny fiadiana ny “Super Coupe”, taranja baolina kitra. Fihaonana izay notanterahina,...
-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
Raha ny mozika jazz no nahafantarana an’i Silo hatramin’izay, nofeheziny ihany koa ny rock.
Nandritra ny fampisehoana notontosainy tetsy amin’ny Ccesca Antanimena, ny zoma...
-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
Natao tany Johannesburg, Afrika Atsimo ny 9 hatramin’ny 11 desambra teo ny fivoriana isan-taona fanaon’ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fampandrosoana (Pnud)...
-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
Nitsidika ny tany amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany sy ny renivohitry ny faritra Atsinanana ny kandidà Rajaonarimampianina, ny faran’ny herinandro.
Nisongadina ny...
-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo faritra notsidihin’ny kandidà Robinson, ny faran’ny herinandro teo ny tany Atsimo Andrefana sy Taolagnaro ary Manakara.
Nivoitra tamin’ny lahateniny...
-
Lundi 16 décembre 2013 à 00:00:00
"Tsy maintsy hitandrina tsara ny mpanao politika, manomboka izao, satria tsy hanaiky holalaovin’izy ireo amin’ny kobaka am-bava sy famadihana palitao intsony ny vahoaka...