4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Les actualités de Madagascar page 2523

  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    Hisy ihany. Hiditra amin’ny andiany voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja triathlon. Raha ny vaovao voaangona, ny 18 janoary 2014 no...
  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    Ankoatra ny fikasana hamono ho faty indroa nisesy an-dramatoa kandidà depiote tao Brickaville, Randrianarisoa Vaonalaroy, andian-jiolahy miisa dimy be izao, izay samy mirogo fiadiana...
  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    Voasambotry ny olona teny Itaosy ny lehilahy roa voalaza fa mpangarom-paosy sy mpanao sinto-mahery. Niharan’ny daroka izy roa lahy ireo vao tonga ny mpitandro filaminana. Nentina teny...
  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    Nampanantenan ny minisiteran’ny Fitantanam-bola fa haloa ny karaman’ny mpianatra ho mpitsabo sy ny internes qualifiants volana novambra, rahampitso alakamisy. Mandra-piandry izay,...
  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    Nivoitra tao amin’ny filankevitry ny governemanta, omaly, fa mahatratra 31 ny marary namoy ainy vokatry ny aretina pesta, tao anatin’ny distrika dimy : Mandritsara, Analanjirofo,...
  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    Manantena ny « ratification » ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny zon’ny olona manana fahasembanana eny anivon’ny parlemanta ny fikambanana miahy ireo olona manana...
  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    « Ny tapak’andro hariva vao hanomboka ny orana tandrifin-drahona amin’ny faritra avaratra – andrefana, Antananarivo, Fianarantsoa ary Mahajanga ny zoma 20 desambra,...
  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    Ho fanampiana ny mpanjono any Toliara, nankany amin’ny faritra Boeny, nanomboka ny fiandohan’ny volana desambra teo, ny solontenan’ny mpanjono any an-toerana. Fandaharanasa iray...
  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    Manomboka tafiditra ao anatin’ny sain’ny Malagasy ny fampitomboana ny fihariany amin’ny alalan’ny findramam-bola. Hatramin’izay mantsy, saika lafiny vonjitaitra...
  • Mercredi 18 décembre 2013 à 00:00:00
    Tena misy sy mitohy ny trafika andramena, ankehitriny. Andrasana ny fampiharana ny lalàna, izay tsiahivina fa « heloka » ny fandrobana ny zavaboahary anaty faritra...