-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
"Maninona no18 desambra, andro farany nahazoana nanao fampielezan-kevitra, no namoahan’ny CES iny fanapahana-kevitra iny, fa tsy afa-nanao izany intsony ny ampitso 19 desambra?"...
-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
"Vonona hanao famindram-pahefana aho, na iza na iza lany eo." Io no nambaran’ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina Andry, teny Ambatobe, omaly, avy...
-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
Nilamina tamin’ny ankapobeny ny androm-pifidianana teny amin’ny tapany andrefan’ny renivohitra. Hatrany Ampanotokana, Mahitsy, Ambohidratrimo. Niavaka kosa tamin’ity indray...
-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
Tokony hiato hatreo ny ady hevitra be momba ny didim-panjakana nanitsaka lalàm-pifidianana. « Amin’ny maha mpitsara ahy, tsy anjarako no mandika ny didy navoakan’ny CES...
-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
Kaominina Belobaka, distrikan’i Mahajanga II, 40 % ihany ny mpifidy tonga tamin’ny 4 ora. Tsy nisy lisitra fanampiny koa tao amin’io kaominina ambanivohitra io. Namory...
-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
Ny filohan’ny biraom-pifidianana mihitsy no tratra nivatsy bileta ho an’ny fifidianana filoham-pirenena miisa 30, izay efa voakosoka mialoha koa ny mifanandrify amin’ny...
-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
« Biennale des arts de l’océan Indien » (BAOI). Sehatra hoenti-manome hasina manokana ny hosodoko sy ny sary. Manome lanja ihany koa ny fikarohana eo amin’ireo kanto...
-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
Niampy iray indray, Bruce ny rivodoza mihaodihaody ao amin’ny fari-dranomasina Indianina. Tany amin’ny 4 020 km atsinanan’i Vohémar no nisy ny foiben’ny rivodoza...
-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fitadiavana andavanandro ho an’ny mpivarotra sy ny manao asa tena, omaly tontolo andro.
Saika nisokatra avokoa ny ankamaroan’ny magazay lehibe sy ny toeram-pivarotana...
-
Samedi 21 décembre 2013 à 00:00:00
Voalaza ho faritra amaharan’ny Tim sy ny Arema ny distrikan’Atsimondrano. Tsy nitombina izany tamin’ny fifidianana depiote tamin’ity. Nitarika vonjimaika ny tsy miankina,...