-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy afa-manohy ny asany intsony Razafinjatovo Honoré na Noré, tale teknika nasionalin’ny federasiona malagasin’ny volley.
Naaton’ity farany amin’ny asany...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Ho feno tanteraka ny fandaharam-potoan’ny federasiona malagasin’ny taranja « lutte », ho an’ny taom-pilalaovana 2014. Fantatra mantsy fa lalao iraisam-pirenena miisa...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny vaindohan-draharahan’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny vakoka ny fanomezan-danja ireo toerana manan-tantara.
Tafidita ao anatin’izany ny tranon’ny...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fandorana fanafody lany daty izay mamoaka setroka maimbo ataon'ny toeram-pitsaboana olona marary saina sy tiberkilaozy ao amin'ny fokontany Analankinina,
Hopitaly be, Toamasina izay...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fanaovana asa soa ataon’ny filoham-boninahitry ny Groupement des associations régionales (GAR), Mahavimbina Alain,
izay lehiben’ny faritra teo aloha....
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny maha sampandraharaha ara-bola azy, mandray anjara amin’ny fanampiana ny Malagasy sahirana ihany koa ny banky Microcred Madagascar.
Anisan’izany ny fiahiany ireo zaza...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Nampiofanana ireo sembana 28 mianadahy ho tonga mpampiofana amin’ny fiompiana akoho gasy sy ny fanodinana ny vokatra azo avy amin’ny ronono sy voankazo ny tetikasa CBR-ID, ao...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Nifanitsa-kitro tanteraka ny mpiantsena teo Behoririka, Analakely, Isotry, Mahamasina ny faran’ny herinandro teo. Mbola nitohy omaly ny tsena ary nisokatra hatramin’ny...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Hompiana eto an-toerana ihany ny akoho fakana nofo hamatsiana ny tetikasa Ambatovy. Tanteraka izany vokatry ny tetikasa Harenasoa iarahany amin’ny orinasa Agrivet.
Hafarana any...
-
Lundi 23 décembre 2013 à 00:00:00
Mitotongana ! Eo ambavahoan’ny bankirompitra ny orinasa mpamokatra finday ngezalahy Blackberry, ankehitriny. Tato anatin’ny telo volana fahatelo tamin’ity taona ity, nahatratra...