-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Izay mitambatra vato. Izay misaraka fasika. Tafatsangana ny federasiona Mpikanto teny sy soratra (FMTS).
Sehatra hivondronan’ireo fikambanana maromaro (10 mahery) mpikirakira sy...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Sady nandray ny « bulletin » milaza ny mari-pahazaina nandritra ny telo volana voalohany no naka ny kilalao nozarain’ny Association malagasy des ambassadeurs du Christ pour le...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Hovatsin’ny USAID vola ny tetikasan’ny tanora 20 mivoy hevitra sosialy vaovao. Haharitra telo taona ny fiaraha-miasa hanohanana mpandraharaha tanora mamorona vokatra hitondra...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy mahasarika ny mpanjifa ny vorona fa mihahy amin’ny masoandro fotsiny, araka ny zava-misy eny an-tsena. Lafo loatra ny vidiny satria manodidina ny 60.000 Ar ny vorontsiloza, 50.000 Ar ny...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo firenena mandray anjara hatrany amin’ny “Open de Paris” eo amin’ny taranja karate i Madagasikara.
Mbola ho sarotra kosa, ny fandidina ho an’ny...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Manomboka mahazo laka ny taranja kick-boxing eto Madagasikara. Porofon’izany, notokanana ny alarobia 18 desambra teo ny dojo-n’ny klioba Cospn eto Analamanga.
Mba...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Noho ny fahatongavan’ny Asaramanitra, notoloran’ny federasiona malagasin’ny rugby (FMR), vary sy akoho ary menaka sy vatomamy ny mpilalaon’ny Makis de...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Fikambanana mifantoka amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny Fati-dràn’ny ala maiky sy ny riaka (Famari) any Toliara, faritra Atsimo Andrefana. Tanjon’izy ireo ny...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy vao izao no nahenoana fivoahan’entana an-tsokosoko eny Ivato. Mila fanatsarana ny fomba fiasany ny tompon’andraikitra eny an-toerana, mba tsy haharatsy endrika antsika eto...
-
Mardi 24 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny nampiavaka ity taona 2013 ity ny fitotongan’ny sandambola Ariary miohatra amin’ny vola vahiny. Manamarika izany fa nihemotra ny lafiny toekarena eto Madagasikara noho...