-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
BV Saisis : 16 871/20 001 Inscrits : 7 025 215 Votants : 3 557 618 Blancs et Nuls : 160 824 soit : 4,52% Suffrages exprimés : 3 396 794 soit : 95,48% Taux de participation : 50,64% Numéro Candidat...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Ho lasa disadisa hiafara amin’ny korontana politika na krizy indray ny aorian’ny fifidianana? Samy nilaza ny roa tonta mpifanandrina amin’ny fifidianana filoham-pirenena fa...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo distrika efa nahafeno ny vokatra ho an’ny fifidianana depiote, natao ny 20 desambra teo ny any Andramasina.
Mbola mitarika amin’ireo kandidà 12 mianadahy,...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Ho tena sahy hampihavana ve ireo kandidà roa ho filoham-pirenena ? Samy nitanisa izany ny roa tonta nandritra ny fampielezan-kevitra.
« Tokony hataon’izay lany eo hatrany...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Voafidy nandray anjara tamin’ilay fandaharanasam-pitarihana ho an’ny mpivahiny iraisam-pirenena mankany Etazonia (IVLP), miompana amin`ny fandraharahana sy ny fitarihana Andriamijoro...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Mbola marary Madagasikara raha ny fahasalamana no jerena tamin’ity taona ity.
31 no namoy ny ainy vokatry ny aretina pesta amin’ny distrika dimy, ny fako rahateo miparitaka eto...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Nambaran’ny mpampivelona ao amin’ny Hopitaly Atsimo fa nahatratra valo ny isan’ireo zaza teraka tao amin’ny “maternité” ka zazalahy ny enina...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Madiva hifarana sahady ny taona ary handray ny taom-baovao 2014 ny rehetra !
Betsaka ny faniriana ho an’io taona vao hitsidika io fa ny tena andrandrain’ny maro dia ny filaminana...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
Niainga tamin’ny fanangonan-kevitra nataon’ny Sefip, eo anivon’ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM),
marsa 2012, ny fampihavanana natomboky...
-
Samedi 28 décembre 2013 à 00:00:00
"Aleo manao fampitahana ny fitanana an-tsoratra (PV), isaky ny biraom-pifidianana, mba hisorohana krizy." Izay ny fanehoan-kevitry ny mpampianatra sosiolojia politika sady...