-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Ny taona 2008 no nanomboka ny krizy ara-bola eran-tany. Nahatonga izany ny fitotongan’ny fifanakalozana ara-bola eran-tany, niainga tany amin’ny firenena matanjaka, indrindra ny...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Madagascar, comme 28 autres pays d’Afrique, fait partie du comité de coordination pour le développement de l’artisanat africain.
L’un des objectifs de ce...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Le rapport de l'océan Indien (Special Indischer Ozean) paru dernièrement dans le magazine allemand Reise Preise soulève le profil des îles Vanille comme la région...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Dila roa andro androany ny fe-potoana nampanantenain’ny faminaniana, hanolorana ny fahefana hitondra ny firenena, eo am-pelatànan’ny pasitera Mailhol.
Izy tenany...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
“Sarobidy loatra ny safidim-bahoaka koa hanaja sy hankatoa izany isika. Aoka izay ny fanakorontanana. Ampy izay ny fampisaraham-bazana.
Havalony impito mandifotra olona ny finiavana...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Ankoatra ny fiarahabana ny kristianina sy ny vahoaka malagasy noho ny taona vaovao, nanatsidika ny asany ny FFKM.
« Mba ho taon’ny fiadanana ity taona ity…inona no miandry...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Hafatra fampieritreretana. « Eo am-piandrasana ny voka-pifidianana isika izao. Maro ny mitebiteby. Aoka anefa hoentina am-bavaka izany mba tsy hiverenan’ny krizy intsony. Mijaly loatra...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Tafapetraka eny amin’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES) Ambohidahy, ny 31 desambra teo, ny fitorian’ny ankolafy Ravalomanana, momba ny fizotry ny fifidianana...
-
Mercredi 01 janvier 2014 à 00:00:00
Madagascar: Rajaonarimampianina en tête de la présidentielle, son ...Agence Ecofin(Agence Ecofin) - Après le dépouillement des bulletins de plus de 96% des bureaux de vote, Hery...
-
Jeudi 02 janvier 2014 à 00:00:00
Fiara Peugeot 306 iray no nosakanana telo mianadahy teny Andoharanofotsy, ny 31 lasa teo tokony ho tamin’ny 12 alina.
Nilaza ireo olona ireo fa hamonjy any Anjoma ka niangavy...