-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
Toy ny isan’andro ihany ny fiainan’ny olona, omaly. Tsy nisy ilay voalaza fa “Alatsinainy mainty” teto an-drenivohitra. Matahotra?
Nilaza ny handray fepetra hentitra...
-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
Niharan’ny fanolanana tambabe, ny alin’ny faran’ny taona lasa teo tao amin’ny Oniversiten’i Barikadimy Toamasina, ny zanaka kaomisera iray.
Araka ny...
-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
Niasa avy hatrany. Lasa nihazo an’i Namibia, hihaona amin’ny filoha mitarika ny Sadc, Puhamba ny lehiben’ny delegasion’ny ankolafy Ravalomanana vaovao, Ravatomanga...
-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
Ho raikitra sa tsia ny fifampiarahaban’ny Andrimpanjakana eny Iavoloha ny zoma izao ? Raha ny fahita isan-taona, manodidina ny 9 na 10 janoary no fanaovana izany, mba hahafahan’ny...
-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
Na mbola voka-pifidianana vonjimaika aza. Niarahaba sahady ny kandidà Rajaonarimampianina ny filohan’i Seychelles, James Michel,
araka ny vaovao eo anivon’ny...
-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
« Aoka mba samy hanaiky izay voka-pifidianana mivoaka eo ny rehetra », hoy i Esoakele dit Bera, omaly.
Manao antso avo amin’ny vahoakan’i Toliara izy hitony fa tsy...
-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
Efa fanao mahazatra. Tsy nanadino ireo zaza marary tsaboina etsy amin’ny hopitaly Befelatanana ny kandidà ho filoham-pirenena, Raharimanana Patrick,
avy amin’ny Vitatsika,...
-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
Nipoitra indray ireo « mpikatroka Tiako i Madagasikara » tarihin-dry Ratefinanahary Emile sy Ralison Jaona,
omaly. Nandritra ny fihaonan’izy ireo tamin’ny mpanao...
-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
Le membre du Congrès de la Transition, Thierry Rabary, a donné son point de vue face à la situation actuelle du pays surtout en ce qui concerne les élections. Face aux fraudes massives que des...
-
Mardi 07 janvier 2014 à 00:00:00
La Cour électorale spéciale (CES) dispose en principe de quinze (15) jours pour traiter les résultats provisoires du second tour de l'élection présidentielle que la Cenit lui a remis. Mais de...