-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
« Tena marary ary latsaka tanteraka ao anatin’ny fahasahiranana, noho ny krizy politika sy ny fikorontanan’ny tsena anatiny, ny indostria malagasy », hoy ny...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Mihazakazaka ! Tafiditra ao anatin’ny drafitrasa dimy taona (2010-2015) ny firenena sinoa ny fifantohana manokana amin’ny famokarana angovo avy amin’ny rivotra «...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Notanterahina ny talata 7 janoary teo teto Toliara ny fiarahabana nahatrarana ny taona 2014 ho an’ny Fandaharanasa fanohanana ny fianakaviamben’ny mpanjono ( PACP) ato anatin’ny...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Leom-boananana. Tsy mankasitraka ny mbola hisian’ny korontana sy fidinana an-dalambe ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Atitany, Rakotonarivo Thierry.
« Efa...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
« Mampiteny ny moana ny tsy fandehanan’ny fifidianana araka ny tokony ho izy. Tafahoatra ny hala-bato nataon’ny kandidà sasany » .
Fanambaran’i Augustin...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Nipoitra koa ny Vovonan’ny Grand Sakalava eto Madagasikara (PGSM), omaly. Nangingina ity fiombonamben’ny Sakalava ity,
taorian’ny namoizana ny filoha mpanorina. Manohy ny...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Samy nolavin’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) ny fangatahana fanalana an-daharana ny kandidà Rajaonarimampianina nataon’ny kandidà Robinson,...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Mitaky ny mangarahara ny manamboninahitra lefitra sy ny mpiasam-panjakana ambony ary ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka (Seces).
Nahariharin’ireo manamboninahitra lefitra miisa...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
Le calvaire des femmes malgaches au Koweït continue. Battues, violées, privées de nourriture,
parfois droguées… l’ampleur des sévices...
-
Jeudi 09 janvier 2014 à 00:00:00
La roue tourne, mais dans quel sens ? Une analyse simple sans état d’âme de la situation actuelle suffit pour constater que le retour à l’ordre constitutionnel...