-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Hatramin’izay, mbola mijanona ho lazam-balala ny fanannatsika harembe amin’ny kolontsaina. Na misy aza ny tsara vintana ka mahatafavoaka izany any ivelany,
mbola ireo mpijirika sy...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Tao anatin’ny 10 taona izay, tsy nitsaha-nivelatra ny kabary malagasy.
Tsy anavahana sokajin-taona intsony fa zary lasa mpikabary avokoa ny olon-drehetra. Anisan’ny nandray anjara...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Niisa 233.612 ireo kapila (fihaino, VCD ary DVD) ara-dalàna nambara tany amin’ny Omda ny taona 2012.
Nitombo ho 266.397 izany tamin’ny taona 2013. “Nihoatra lavitra...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
« Mampitombo ny taham-pahafahana amin’ny fanadinana sy ny fifindrana kilasy ny fisian’ny sakafo zaraina any an-dakilasy », hoy ny fanazavan’ny talen’ny EPP...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Hangataka amin’ny kaonfederasiona afrikanina (Car) sy ny federasiona iraisam-pirenena (IRB) ny federasiona malagasin’ny rugby, mba hanemorana herinandro ny lalao fifanintsanana...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy mbola mazava. Araka ny nambaran’ny filohan’ny Komity olympika malagasy (Com), Randrianasoloniaiko Siteny, amin’ity volana janoary ity no hanatanterahana ny fifidianana eo...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Araka ny tatitry ny Unicef, omaly, noraisin’ny Vondrona eoropeanina sy ny Banky iraisam-pirenena izay mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola ny fandoavana ny...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Mikatso i Vahia, manohy ny lalany kosa i Sariaka eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Aostraly.
Mbola lalao henjana no miandry an’i Sariaka, anio raha hiady...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
Nahafeno ny fepetra maha rivodoza azy ary nomena ny anarana hoe Colin ilay faritra andro ratsy ao amin’ny Lakandranon’i Mozambika, omaly hariva. Mihamanatona ny morontsiraka atsimo...
-
Vendredi 10 janvier 2014 à 00:00:00
A dix mois de la catastrophe qui a plongé les populations de Toliara et ses environs dans le désarroi, l’inondation menace à nouveau cette partie de...