-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Nolavin’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) ny fangatahan’ny kandidà Robinson Jean-Louis hanalana an-daharana ny kandidà Rajaonarimampianina hoe nampiasa...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
"Tsy nisy azo nampitomboana na nahena tamin’izany, na vato iray aza", hoy ny filohan’ny Cenit, Atallah Béatrice,
tamin’ny famaranan ny fanambarana ny...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Nisongadina, nandritra ny fihaonan’ireo mpikambana rehetra ao amin’ny sampana miara-manara-maso ny fizotran’ny fitateram-bahoaka eto Antananarivo sy ny manodidina (UMC),
fa...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Mahazo vahana indray koa izao ny fandefasana ankizivavy hiasa any Sina.
Tsy araka izay nampanantenain’ny orinasa mpandray mpiasa anefa ny zavatra miandry rehefa tonga any fa...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Misy ireo sampandraharaham-panjakana efa miditra amin’ny fampiasana angovo azo havaozina avy amin’ny masoandro. Iray amin’ireny ny Tahirim-bolam-panjakana ao...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Miantoka ny famatsiam-bola hikojakojana ny lalana, indrindra ny lalam-pirenena, ny Tahirim-bola hikojakojana ny lalana (Fer). Nilaza ny sekretera jeneraliny (SG)
Randimby Benitany, fa tato...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Antom-piveloman’ny mponina maro any amin’ny farira Atsimo Andrefana sy Menabe ny fanaovana sira, mihodina mandavantaona.
Tafiditra anatin’ny sokajin’ny orinasa...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy milamina ! Mitohy ny famoahan’ireo kandidà sasany porofon’ny tsy fanarahan-dalàna nandritra ny fifidianana ho solombavambahoaka farany teo. Tany amin’ny...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
"Misy antontan-taratasim-pifidianana tsy azo trandrahina, fa nisy ireo biraom-pifidianana nahitana fikajiana voka-pifidianana tsy ahafantarana marina ny isam-bato azon’ny kandidà...
-
Samedi 11 janvier 2014 à 00:00:00
Praiminisitra Beriziky Jean-Omer : « Ny hoe madio tanana tanteraka dia sarotra ny hilaza azy satria tsy izahay irery no ao anatin’ny governemanta tamin’ny fifidianana. Niezaka...