-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Miankina amin’ny eny Ambohidahy tanteraka. "Ianareo ve mahatsapa fa tsy ain’ny firenena?" Fanontanian’ny avy amin’ny Vondron’ny mpiasam-panjakana miaro ny...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Naneho hevitra, mialoha ny voka-pifidianana.
« Tsy maintsy arovana hatramin’ny farany ny safidinareo, ary ny marina marina hatrany. Noho izany, aza matahotra ianareo fa mijoro....
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy hiankin-doha. “Mbola misy vola 20 miliara Ar. ahafahana miatrika fifidianana eo an-tanàn’ny fanjakana.
Efa misy hatrany ny tetibola fiomanana tahaka izao, na hisy na...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Hisorohana ny disadisa mahakasika ny fizarana trano izay antony iray nitarika ny savorovoro sy ny fifandonana tany Mahajanga, nitondrana fanazavana ny filohan’ny...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Tanora ampolony avy any Nouvelle Calédonie no tonga any Toliara hanatanteraka sehatrasa iraisam-pirenena.
Haharitra iray volana ny asan’izy ireo izay iarahana amin’ny...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
« Sarotra ary tsy vita mora ny fanarenana ny lalana simba eto Antananarivo sy ireo fotodrafitrasa hafa »,
hoy ny tale teknika misahana ny fotodrafitrasa, Zo Andriantsilavo. Ny...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Niara-nikorana teny amin’ny Carlton Anosy ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina, sy ireo kandidàn’ny Miaraka amin’ny prezida Rajoelina (Mapar) rehetra, efa lany...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Savorovoro anaty sahady ? « Tsy mbola misy resaka ny ho Praiminisitra izany aloha izao fa miandry ny fanambarana ny voka-pifidianana ofisialy.
Mazava koa ny voalazan’ny...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Nanomboka ny 13 janoary hatramin’ny 24 janoary 2013 ny fampisehoana ataon’ireo fikambanan’ny mpanao asa tanana Atsimondrano (EPI Atsimondrano) ao amin’ny Alliance...
-
Jeudi 16 janvier 2014 à 00:00:00
Kaominina maromaro no hametrahana andrin-jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro vokatry ny fiaraha-miasa fanjakana malagasy sy sinoa.
Tetikasa novolavolaina ny taona 2013, ho...