-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Comme convenu, les partisans du parti Avana et de la mouvance Ravalomanana se sont retrouvés hier au Magro Behoririka pour contester les résultats des élections. A noter...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Dimy lahy nirongo sabatra sy kibay no nanafika tokantrano telo any Ambohijatovo Anosiala Ambohidratrimo, afakomaly tokony ho tamin’ny 11 ora alina. Nahazoan’izy ireo vola 100.000 Ar sy...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Nangina ny tontolon’ny oniversite, omaly, araka ny fifanarahana natao manerana ny Nosy ho fiaraha-miory amin’ny mpianatra maty tany Mahajanga. Nanatanteraka fivoriana kosa ny...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Rakotry ny mpitandro filaminana teto an-drenivohitra, omaly. Hatramin’ireo toerana voakasiky ny fandrobana tamin’ny taona 2009 no nasiana Emmo/Reg niandry, toy ny teny amin’ny...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Horohorontany fa tsy volkano no niseho tany Berentsina, kaominina Ambararata Befandriana Avaratra, araka ny fanazavan’ny Institut observatoire geophysique Antananarivo (IOGA).
Faritra...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Io sahady àry! Nitokona manoloana ny hopitaly manara-penitra ao Toamasina, omaly ireo mpiasan’ny fahasalamana miisa 110. Tsy mbola nahazo ny compte part 2013 ireto mpiasa...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Nanome vola mitentina 14 miliara Ar ho an’ny fandaharanasa momba ny sakafo any an-tsekoly ny Vondrona eoropeanina ka ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam) no...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Raha ny tatitry ny mpahay toetr’andro etsy Ampandrianomby, nahazo hery ka lasa andro ratsy ilay andian-drahona tao amin’ny lakandranon’i Mozambika. Omaly hariva tany...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Araka ny nambaran-dRobinson Jean Louis, tamin’ny mpanao gazety tetsy Behoririka, omaly, nihaona teny amin’ny Panorama Andrainarivo ny tenany sy ny kandidà Rajaonarimampianina,...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Sambany indray vao niteny. Iray andro mialoha ny famoahana ny voka-pifidianana ofisialy eo anivon’ny CES, nanao fanambarana ny eo anivon’ny Sadc.
« Irinay ny mpitondra sy ny...