-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Jeune AfriqueMadagascar: Hery Rajaonarimampianina officiellement élu présidentJeune AfriqueHery Rajaonarimampianina, soutenu par l'homme fort du régime de transition Andry Rajoelina, a été...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Nandeha indroa niantoana ilay lalao “Quiz 907 spécial Noel”, nokarakarain’ny Orange. Ny 3 hatramin’ny 14 desambra ny voalohany,
ary ny 15 hatramin’ny 27...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Mampisongadina ny kaominina Talata Volonondry ny famokarana landy sy ny manenona azy. Fa mbola mampiavaka azy koa ny fanaovana koba.
Mirakitra kolontsaina malagasy avokoa izany, izay mbola...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Fanontaniana mbola tsy ahitam-baliny io hatramin’izao. « Hosotra », fampirantiana sary hosodoko fanao isan-taona tetsy amin’ny Esplanade Analakely. Io no ranty lehibe...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Mivelatra sy mandroso ve ny tontolon’ny soratra ? Ho an-dRanöe, mpanoratra sady mpampianatra taranja malagasy,
« afa-mivelatra io raha tsy mibahan-toerana ny zokiny »....
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy mba nandalo ireny fifaninanan-kira ireny i Tojo Andrianina…
Manan-talenta eo amin’ny sehatry ny hira kosa anefa izy, ka miezaka manoritra ny lalany mba hisongadinany...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Tafiditra ao anatin’ireo ezaka eo amin’ny sehatra sosialy izay tontosain’ny orinasa Ambatovy ny nanampy ny tanànan’Ampitambe, kaominina...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Hanokatra ny taom-pilalaovana 2014 ny Association malgache des Olympiens (Amao). Fifaninanana hazakazaka roa sosona no karakarain’izy ireo.
Ny voalohany, ny 26 janoary izao, no...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Sembanin-drahona indray ny tontolon’ny familiana fiarakodia malagasy. Lavo ny andrarezina, nodimandry Razafitsifera Eric, filohan’ny klioba FMMSAM.
Very olomanga ny rallye eto...
-
Vendredi 17 janvier 2014 à 00:00:00
Eo am-piandrasana ny valin-taratasin’ny federasiona iraisam-pirenen’ny lutte (Fila), ankehitriny ny federasiona malagasin’ity taranja ity, ny amin’izay ho...