-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
L’une des résolutions pour cette nouvelle année pour de nombreuses meufs est de maigrir. Mais comment ? Il existe plusieurs types de régime : alors que certaines...
-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
L’ONG Bel Avenir se montre très active ces derniers temps. Après les tournées internationales effectuées par Malagasy Gospel,
cette fois-ci, l’ONG...
-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
Efa betsaka ny nahatsikaritra fa vitsy zavatra hitany alefan’ireo namany ao anaty facebook. Mila miditra ao amin’ny page-n’ilay namana vao mahita ny activités nataony...
-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy sanatria resaka miracle no tiana ambara amin’ny lohateny, ka hoe nisy ny nahay nampitsangana tamin’ny maty. Tsy misy resa-pivavahana
ny tiana ambara eto fa ny...
-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
Nisafidy ny tsy haneho hevitra, taorian’ny voka-pifidianana ofisialy naha voafidy ny filoha Rajaonarimampianina,
ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM),...
-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
Notsiahiviny indray ny efa novoiziny tamin’ny propagandy. “Misokatra ho an’ny rehetra ny tenanay”, hoy ny filoha Rajaonarimampianina,
raha nanontanian’ny mpanao...
-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
Miandry fatratra izay ho vokatry ny safidiny, nahalany ny filoha Rajaonarimampianina Hery, ny mponina maro amin’ny faritra iva eto an-drenivohitra.
« Ny vinam-piarahamonina...
-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy afa-nanatrika ny fanambarana ofisialy ny voka-pifidianana filoham-pirenena ny Praiminisitra, Beriziky Jean-Omer,
ny zoma teo, noho ny famitany iraka tany ivelany.Mikaro-dàlana...
-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
Ranolava ny fiarahabana sy ny firarian-tsoa taorian’ny naha voafidy ny filoha Rajaonarimampianina avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Nanao antso avo manokana ny Firenena mikambana...
-
Lundi 20 janvier 2014 à 00:00:00
NEW YORK – Il y a quelque chose d'affligeant à faire un bilan de fin d'année cinq ans après la crise financière mondiale de 2008.
Nous avons...