-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
Notafihan’ny jiolahy ny alahady tolakandro teo ny taksiborosy iray mampitohy an’i Tsiroanomandidy sy Maintirano.
Voalaza fa tsy nametraka sakana ireo olon-dratsy fa avy dia...
-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
“Hohamafisina ny fepetra efa noraisin’ny Emmo/Reg aorian’izao fahavitan’ny fifidianana izao. Iaraha-mahita fa misy hatrany ireo mikasa hanakorontana eto amintsika, ka efa...
-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
Nankatoavin’ny filakevi-panjakana ny fampiatoana ny filohan’ny oniversite Mahajanga, Rabesa Zafera Antoine, omaly.
Tetsy andaniny, nitohy ny fitakiana nataon’ny...
-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy mitovy hevitra ny filohan’ny oniversiten’i Barikadimy Toamasina sy ny talen’ny Jirama, mikasika ilay raharaha halatra herinaratra nahavoarohirohy ireo mpianatra telo...
-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
Roa lahy no niharan’ny fitsaram-bahoaka tany Fenoarivo Atsinanana, omaly tokony ho tamin’ny 3 ora maraina. Nikasa hamaky trano tany an-toerana izy roa lahy ireo, kanjo henon’ny...
-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
Lehilahy iray monina aty an-dRenivohitra no saron’ny zandary tao Tsiroanomandidy, ny asabotsy lasa teo.
Voarohirohy ho manaparitaka sy manamboatra vola sandoka ity lehilahy ity. Nahazo...
-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
Hifety indray ny Malagasy…sasany ? Lanonana roa sosona be izao no hatao ny faran’ny herinandro. Hotanterahina ny zoma izao eny Iavoloha ny famindram-pahefana eo amin’ny filoha...
-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
Saika hatao inona? 15 tapitrisa Ar no saika hamarotan’ny dadatoany ity ankizilahikely iray vao 9 taona antsoina hoe Ndihamitovizalaza Raladison Christopher,
ny alahady teo tao ...
-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
"Raha misy fidinana an-dalambe ary hisy ny korontana: hiakatra ve ny fari-piainan’ny Malagasy, na ho voavaha ny olana?", hoy ny filoha nasionalin’ny AKFM, Rakotomanga Eric,...
-
Mardi 21 janvier 2014 à 00:00:00
Ankoatra ny fiarahabana ireo andrimpanjakana nahatontosa ny fifidianana, nahitana taratra ny safidim-bahoaka,
nanoritsoritra ny dingana tokony hirosoana i Etazonia, tamin’ny...