-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
Tafatsangana, ary nampahafantarina, ny herinandro teo teny 67 ha, ny fikambanana Voarabe, ivondronan’ny tanora. Mpikambana mpanorina ny Mazavaloha teo aloha ny ankamaroan’ny nanangana...
-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
Durant la campagne présidentielle, le nouveau président élu, Hery Rajaonarimampianina, a fait à la population malgache de nombreuses promesses.
Effectivement,...
-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
Tafahoatra, tafahoatra loatra ! Milomano ara-bakiteny ao anaty fako sy loto ny mponina eto an-drenivohitra, ao anatin’izao fotoam-pahavaratra izao. Ahiana mafy ny hiparitahan’ny...
-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
Efa tsy mahataitra intsony, toy ireo tranga niseho tamin’ity tetezamita, madiva ity ny fahaverezan’ny bala teny Ivato. Ny grenady mandatsa-dranomaso efa tsy ampy, mbola ho lany bala...
-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
Miaramila maro nahitana manamboninahitra sy manamboninahitra lefitra no efa nohenoin’ny zandary manodidina ilay fahaverezana bala tao amin’ny toby Bani Ivato.
Voalaza fa tsy...
-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
Mpandeha miisa sivy no indray rendrika an-dranomasina niaraka tamin’ny botry, afakomaly tao Andravony Morombe.
Noho ny andro ratsy no nahatonga izany…Avy any Toliara hihazo...
-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
Mpivarotra efa hanakaton-tsena no nendahina telo lahy teny Antanimena, tsy lavitra ny fiangonana katolika, afakomaly tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany alina. Nidaroka ireo mpivarotra avy...
-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
Zazakely iray no maty voadonan’ny fiara teny Iavoloha, omaly tolakandro. Tsy fantatra izay antony nahatonga ny loza fa ilay zaza efa voadona no hitan’ny olona teny...
-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
“Laharam-pahamehan’ny filohan’ny Repoblika faha-IV, Rajaonarimampianina Hery, ny hanao vaindohan-draharahan’ny fandriampahalemana eto amintsika. Nanome toky izy fa hanome...
-
Mercredi 22 janvier 2014 à 00:00:00
Teratany frantsay iray antsoina hoe Manili Jean Pierre (65 taona) no hita faty nihantona tao amin’ny trano fonenany,
tao amin’ny fokontany Antsiranambe, atsinanan’i...