-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy saron-kenatra fa saronan-kenatra ! Tsy ilay sitrisitry tsy sahy miseho olona fa ilay olona mitafy henatra. Izay no antsoina hoe, saronan-kenatra. Io no mahazo ny kolontsaina sy ny zavakanto...
-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Fomba amam-panao niainana tao anatin’ny taonjato maro ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy.
Ankehitriny, zary hadino izany na eo aza ireo miezaka mivoy azy ity… Raha ny 1...
-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Hifamotoana sy hifampiarahaba noho ny taona vaovao eny Ilafy ireo mpilalao tantara Vohidrazana,
mandeha amin’ny onjampeo maromaro manerana ny Nosy ny asabotsy 1 febroary izao. ...
-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Ratiarson Asaramanitra (-48 kg) sy Andriatiana Brenda Valérie (-57 kg), ny eo amin’ny vehivavy, ary Janéiro (-60 kg) sy Ratsimiziva Fetra (-81 kg) kosa ny eo amin’ny...
-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Efa fantatra avokoa ireo ekipa hiatrika ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Chan 2014», taranja baolina kitra.
Tsy anisan’ireo tafita...
-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Nosokafana, omaly, mitohy anio eo amin’ny Lapan’ny tanàna ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny faditseranana (26 janoary). Be ny dingana efa vita...
-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Io àry ! Nisondrotra indray ny vidin-tsolika, nanomboka ny alin’ny 23 janoary teo raha ny volana novambra 2013 no niakatra farany.
Lasa 2.860 Ar ny litatry ny gazoala raha toa ka...
-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Delegasiona mafonja. Hanao ranolava ny hahatongavan’ireo filoha sy lehiben’ny fitondram-panjakana hanotrona ny fianianan’ny filoha Rajaonarimampianina, rahampitso....
-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Efa fanindroany. Nihaona teny Andohalo, foibe fiadidiana ny Arsidiosezin’Antananarivo ny filoha vaovao,
Rajaonarimampianina Hery sy ny Mgr Razanakolona Odon, omaly maraina. Naharitra...
-
Vendredi 24 janvier 2014 à 00:00:00
Mandray roa amin’ny fihetsiny sy ny fanambarany ny Amerikanina, manoloana ny toe-draharaha eto Madagasikara,
araka ny fanehoan-kevitry ny mpahay fifandraisana iraisam-pirenena,...