-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Nifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona 2014 sady nanao veloma ny mpiara-miasa aminy tao amin’ny minisiteran’ny fanatanjahantena ny minisitra Botralahy Gérard, omaly....
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Hihaona etsy amin’ny Ofisim-pirenena miahy ny zon’ny mpamorona (Omda) Faravohitra ireo mpilalao sy mpanoratra tantara (VMMT) amin’ny haino aman-jery,
ny tolakandron’ny...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy afa-misaraka ny fampandrosoana ny fizahantany sy ny fikajiana ny tontolo iainana.
Manoloana izany, hamafisin’ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) ny fanentanana...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Hangotraka ny andro fahatelo amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, «Gold Top 8 Mada»,
taranja rugby. Tsy maintsy mitady fandresena izay te...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Voalohany ! Nisantatra ny taom-pambolen-kazo 2014 ny faritra Boeny, ny alakamisy 23 janoary teo. Zana-kazo 10.000 fototra no novolena tamin’ny velaran-tany 10 ha eny amin’ny Station...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Hosantarin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) ny famerenana tsikelikely ny fiaraha-miasa amin’i Madagasikara.
Maro ny fepetra apetrak’izy ireo izay vao mainka hanamafy...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Nanao tombana momba ny zava-bita tamin’ny taon-dasa ny praiminisitra lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany, Reboza Julien omaly teny amin’ny CCI Ivato....
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Nasongadin’ny CT Hilarion Rarison tao amin’i kianjan’ny Behoririka, omaly ny mety ho resaka any ambadika any.
“Raha misy fifanarahana androany (omaly) na ho...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Filoham-panjakana efatra no hanome voninahitra ny fianianan’ny filohan’ny Repoblika vaovao, Rajaonarimampianina Hery,
eny Mahamasina, anio. Anisan’izany ny filohan’i...
-
Samedi 25 janvier 2014 à 00:00:00
Hisintaka tanteraka amin’ny ankolafy Ravalomanana ? Nilaza ny hiara-kiasa amin’ny fitondrana, omaly, ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita (CT), Rakotoarivelo Mamy, teny...