-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Hatramin’ny ora farany nanoratanay halina, tsy fantatra mazava na any amin’ny fonjan’i Tsiafahy ihany, araka ny fanapahan-kevitry ny fampanoavana,
na etsy Antanimora no...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Misy ny manantena, ao ny manahy tena... Amin’ny fandaharanasa sy fampanantenan’ny fitondrana vaovao io. Eo ihany ny toe-tsaina vokatry ny tarazo ratsy navelan’ny tantara:...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Mpivarotra enta-madinika ao amin’ny fokontanin’i Merimitatra, kaominina ambanivohitr’Andranomanelatra, ity niharan’ny fanafihan-jiolahy, ny alin’ny alahady teo...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Niakatra fitsarana efitrano faharoa ilay raharaha mampifanolana ny fokonolona sy ny manam-pahefana iray ao amin’ny fokontany iray eny Alasora. Araka ny fitarainan’ireo mponina, misy ny...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Tsy voafehy intsony? Ankizilahikely iray vao 12 taona monja no nipoahan’ny grenady, ny zoma antoandro teo teny Ambohimanarivo.
Naratra ny tanan’ity ankizilahikely ity. Voalaza fa...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Taitaitra indray ny mpianatra ao amin’ny oniversiten’i Mahajanga amin’ny vaovao any an-toerana fa hiverina amin’ny toerany Atoa Rabesa Zafera.
Mbola tsy ofisialy ny...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Hopitaly manara-penitra Toamasina. Tsy nisy «service minimum» intsony nanomboka omaly fa niroso tamin’ny fitokonana faobe ireo mpiasa. Marihina fa efa tamin’ny 16 janoary...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Niompana tanteraka amin’ilay herisetra sy asa fampihorohoroana nahafaty olona ny asabotsy teo tetsy Mahamasina,
ny filankevitry ny governemanta, omaly teny Mahazoarivo. Ankoatra ny...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
17 militaires dont un adjudant chef responsable de l'armurerie, et 3 civils sont impliqués dans le vol de deux caisses de munitions contenant au total 5000 pièces, dont essentiellement des balles...
-
Mercredi 29 janvier 2014 à 00:00:00
Le ministère de l'Éducation nationale a été le théâtre d'une scène peu commune ce mardi 28 janvier. Quatre directeurs ont été suspendus de leurs fonctions par le ministre de l'Éducation...