-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Araka ny vaovao azo farany, omaly halina, ary hita efa miparitaka any amin’ireo tranonkalam-pifandraisana samihafa,
fantatra fa nindaosin’ny fahafatesana, omaly hariva, tao...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Efa manana orinasa misahana ny fitiliana ny ADN isika eto Madagasikara nanomboka ny taona 2012. Antony voalohany hanaovana azy ny famantarana ny rohim-pihavanana eo amin’ny olona roa na...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Afaka niverina nandray ny asa maha filohan’ny oniversiten’i Mahajanga azy ihany Zafera Antoine Rabesa, rehefa naato nandritra ny andro maromaro.
Naneho ny heviny mahakasika ny...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
60 taona ny fetra ahazoan’ny mpiasam-panjakana rehetra miasa ankoatra ny inspecteur de l’Etat izay manatombo 5 taona. Rehefa feno io taona io, miditra amin’ny fisotroan-dronono...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
« Angatahanay ny fanesorana ny talen’ny kabinetran’ny faritra Analanjirofo fa mamingana ny fampandrosoana ». Fanambarana nataon’i Vonjy Harrisson Serge Fabrice,...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Tinapaka, nandritra ny filankevitry ny minisitra, notarihin’ny filoha Rajaonarimampianina Hery, omaly, fa mihantona avokoa ny fanomezan-dalana samihafa.
Anisan’izany ny lafiny...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Nilaza ny filohan’ny Vondron’ny mpandraharaha amin’ny ala (GNEFM), Rtoa Razanarisoa Rose,
fa sahirana tanteraka izy ireo ankehitriny. « Sarotra ny fahazoana ala...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Lafo ny vidim-bary amin’izao fotoam-pahavaratra izao. Tsy mbola nidina latsaky ny 2.000 Ar koa ny kilao any Nosy-Be, Antsiranana I ary Befotaka.
Mihoatra ny 1.400 Ar ny kilaon’ny...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
Anisan’ny niompanan’ny filankevitry ny minisitra, omaly, ireo teboka sivy nandraisana fanapahan-kevitra sy ny fepetra horaisina mandra-pitsangan’ny governemanta vaovao…...
-
Jeudi 30 janvier 2014 à 00:00:00
RFIMadagascar: la très décriée Force d'intervention spéciale est dissouteRFIMadagascar: la très décriée Force d'intervention spéciale est dissoute. Des policiers s'approchant du...