-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Hotanterahina ny 23 sy ny 24 aprily ho avy izao, etsy amin’ny Carlton Anosy ny hetsika “Salon des métiers et de la formation et caravane de l’emploi 2014 »....
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Antony voalohany eran-tany mitarika amin’ny fahafatesana ny homamiadana.
Vinavinain’ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fahasalamana (OMS) fa 84 tapitrisa ny...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Araka ny vaovao voaray, afaka hanaraka mivantana ny lalaon’ny Cnaps Sport sy ny Muculmana, Mozambika,
ny mpijery malagasy, eo amin’ny fihaonana mandroso amin’ny fiadiana ny...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Toy ny tamin’ny taon-dasa, niveri-maina indray ny delegasiona malagasy, niatrika ny “Marathon de Bamako”,
notanterahina tatsy Mali, ny alahady lasa teo. Tsy hita tabilao...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Ny ekipan’ny CBT Mahamasina, misy an’i Diviesh sy Patou ary Solo, no nahazo ny tapakila handehanana any Thaillande,
hiatrehana ny «Masters International de Pattaya...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Betsaka ny vokatra na entana avy eto Madagasikara avoaka an-tsokosoko any ivelany. Tsy any amin’ireo seranan-tsambo na seranam-piaramanidina lehibe manana fitaovana arifomba ireo ihany ny...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Manana ny lanjany amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny asa tanana. Araka izany, niantoka ny 10 % amin’ny harinkarena faobe ny sehatry ny asa tanana nandritra ny krizy,
fotoana...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Karazana « parpaing » ny « polybo » na irony biriky vaventy vita amin’ny simenitra irony, fa vita kosa amin’ny « polystirène »...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Tato anatin’ny roa taona nisesy, tsy nitsahatra nitotongana ny vidin’ny legioma sy voankazo any amin’ny faritra Vakinankaratra.
Ny paoma, ohatra, raha 300 na 400 Ar ny kilao...
-
Mardi 04 février 2014 à 00:00:00
Namoaka ny tatitra mikasika ny fampandrosoana maharitra ho an’ny taom-piasana 2012 ny tetikasa Ambatovy.
Fanintelon-taona no namoahany izany, araka ny foto-kevitry ny Global reporting...