-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
L’année 2013 n’a pas été particulièrement favorable au secteur tourisme.
L’insécurité grandissante et l’instabilité...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Les membres du parti « Tanora malaGasy Vonona » ou TGV affiliés à la plateforme « Miaraka amin’i prezida Andry Rajoelina » ou Mapar, ont...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Nahatsiaro ho noverezin-jo noho ny fomba fiasan’ny mpitsara tao anivon’ny CES ny kandidà Ramananirina Wilfried Ian tany Fénérive-Est.
Nofoanana ny vato azony...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Hanomboka handray ny andraikiny ny vondron’ireo nitolona ho an’ny demokrasia tamin’ny 2009,
ho fiarovana ny rafitra natsangany, araka ny fanambarana nataon’ny...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Tsy nifampitsitsy intsony !
« Efa nanaovan’ny TGV Analamanga taratasy fanesorana azy, tsy ho mpikambana ato aminay intsony Rakotomavo Lanto, sekretera nasionaly ho...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Vonona hifanjinja amin’ny minisitry ny Atitany sy ireo antoko politika te hitarika ny vondron’ny mpanohitra ny filohan’ny antoko Otrikafo, Rajaonah Andrianjaka.
Tsy...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Setal.netLanto Rakotomavo pointée du doigtMadagascar TribuneLe député élu à Toliara I, Jean De Dieu Maharante est fier de la victoire du Mapar. Il jubile tout comme ces dames élues députés de...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Ampirisihana, indrindra amin’ny tany an-dalam-pandrosoana, ny fihinanana vokatra vita amin’ny soja. Fantatra io nandritra ny resaka nifanaovana tamina dokotera mitsabo amin’ny...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Hatry ny omaly hariva, mitombo hery ao amin’ny ranomasimbe Indianina ilay rivodoza Edilson.
Lasa forte tempete tropicale izy ary mitondra rivo-mahery hatrany amin’ny 120 km...
-
Vendredi 07 février 2014 à 00:00:00
Velon-taraina ny mpivarotra ao an-tsenan’Iajaky Ambositra, amin’izao fotoana noho ny fiparitahan’ny fako. Miparitaka ny valanaretina ka nisy mpivarotra iray mararin’ny...