-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Nampiaka-peo ny mpitondra tenin’ny ankolafy Ravalomanana, Randrianarisoa Guy Rivo. « Tsy hiditra anaty governemanta izahay raha praiminisitra tsy miova amin’ny fomba fitantanana...
-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Nety ny 2013, na tsy tontosa hatramin’ny farany aza ny fitetezam-paritra.
Nahavita nitondra ny “Havaoziko” hatrany Etazonia, Frantsa ary Canada ny AmbondronA. Miandry azy...
-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Misy ny lalàna, saingy tsy fantatra sady tsy ampiharina. Tsy vitsy ny manana io fomba fijery io ary voakasik’izany ny sehatra maro eto amintsika.
Anisan’izany ny eo...
-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Nampiaka-peo ny vondrona Ambalambahoaka, omaly,
momba ny fanendrena praiminisitra, ary namory ny vahoakan’Ambalambahoaka tao Andrefan’Ambohijanahary. “Tsy nisy Mapar...
-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Iza marina ny antoko na vondrona manana ny maro anisa eny amin’ny Antenimierampirenena? Amin’ny fanolorana Praiminisitra, misy solombavambahoaka 23 mahay atsy, mahay aroa... ...
-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Miala any ny mason-tsivana.
Na efa nifanesika nanolotra ny heveriny ho praiminisitra eny Ambohitsorohitra aza ireo mihevi-tena ho maro anisa amin’ny fifidianana dia nanolo-kevitra ny...
-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Misavoritaka ny fanolorana Praiminisitra...
Mazava ny valin-tenin’ny HCC tamin’ny fangatahan’ny Praiminisitra Beriziky: miara-miasa ny filohan’ny Repoblika sy...
-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Izay! Ady saritaka ny teny Tsimbazaza...
Nivoaka ny efitrano fivoriana, lapan’i Tsimbazaza, ireo solombavambahoaka eo anivon’ny Vovonana maro anisa manohana ny filoham-pirenena...
-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Alors que les députés de la Plateforme Pmp ont boudé la séance ce mardi 25 février 2014 ; les 76 députés restants selon le député Tinoka Roberto, ont décidé de poursuivre la constitution...
-
Mercredi 26 février 2014 à 00:00:00
Jean Jacques Rabenirina a déclaré ce mardi 25 février à Ambohitsorohitra que la Plateforme pour la majorité présidentielle (Pmp) a réuni 95 signatures de députés et qu'elle présente au nom...